- Publicité SW45 -
lundi, juin 17, 2024
- Publicité -

Tapatapany

# Romotra tanteraka ny olona amin’ity resaka fanolanana etsy sy eroa ity. Lehilahy iray izay tratra ambodiomby no tsy namelan’ny olona raha tsy voasambotra. Efa niharan’ny daroka ary efa nisy nitondra zava-maranitra aza mba hanapahana ny filahiany. Tonga ihany ny mpitandro ny filaminana ary dia mba voafehy ny olona izay efa tena tezitra tanteraka.

 

# Nirehitra ny toeram-pisakafoanana an’ny departemantan’ny soratra sy ny siansa ara-piarahamonina etsy Ankatso. Levon’ny afo tanteraka ary ontsa ireo izay nahita, indrindra ireo mpianatra sy mpianatra taloha, satria nanamarika azy ireo ny fandalovana tao amin’io toerana io.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité Google Ads.-
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici