- Publicité SW45 -
vendredi, mars 29, 2024
AccueilFaits-DiversToliara : Nirodana ny fefin’ny fonja

Toliara : Nirodana ny fefin’ny fonja

Tsy nisy nitsoaka ny voafonja.

Tsy nisy nitsoaka ny voafonja fa nijanona am-pilaminana tao anaty faritry ny fonja. Nirodana tanteraka ny fefy vato an’ny fonjan’I Toliara. Ankoatry ny fahateran’ny fotodrafitr’asa, mbola ao lazaina fa vokatry ny ora-mikija nentin’ny rivo-doza Freddy no nitarika ity fahasimbàna ity. Fotoana fohy dia tonga ny mpitandro ny filaminana marobe ao an-toerana ary nanampy ny mpandraharahan’ny fonja amin’ny fiambenana ireo gadra marobe ary nitohy hatramin’ny omaly izany. Efa antitra ny fonja gasy ary tsy vao voalohany aza no nisy ny fahavoazana toa izao saingy mba azo lazaina fa Hendry ihany ny voafonja izay nisafidy ny tsy nitsoaka fa nijanona soa aman-tsara tao amin’izay nisy azy.  

D.R

- Publicité Google Ads -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici