- Publicité -
mardi, septembre 8, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-Divers"Trail" : Saika voaolana ny vehivavy nikotrana

« Trail » : Saika voaolana ny vehivavy nikotrana

Nandeha irery mba hanazatra tena. Raha ny marina dia hanomana hazakaza-davitra izay handeha atsy ho atsy ilay vehivavy. Ny làlan’ilay fifaninanana no narahany, mizotra any Ambatomanga. Saingy tamin’ity indray mitoraka ity dia nifanena tamin’ny vatan-dehilahy nandeha tamin’ny làlana mitovy ary mangina. Nohararaotin’io lehilahy io izy saika naolana. Saingy mba afaka niaro tena ka tafatsoaka. Nampitandrina ny namany rehetra mpikotrana izy ary nizara tamin’ny tambajotra sosialy ny nanjo azy mba hitandreman’ny hafa. Mila mitondra fitaovam-piadiana koa izany izao rehefa mikotrana…

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici