- Publicité -
mardi, septembre 8, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversTsaralalàna : Inspektera naiditra violon

Tsaralalàna : Inspektera naiditra violon

Mamo dia namingavinga ny lehibeny. Tsy vitan’izay, raha araka ny loharanom-baovao akaiky ny pôlisy eo anivon’ny kaomisaria Tsaralalàna, fa mbola nandrahoana komisera ihany koa izy. Izay no antony nanasaziana azy mandritra ny andro vitsivitsy, hidiana eo anivon’ny kaomisaria foibe. Raha araka ny fantatra dia niasa irery izy, ary tao anatin’ny fahamamoana.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici