Tokony ho tamin’ny efatra ora sy sasany omaly no nifandona ny fiara roa. Niakatra ny feo rehefa nifanazava teo ny mpamily. Tonga hatrany amin’ny fifampikasihan-tànana izany saingy mba niditra an-tsehatra ny olona nanasaraka ireo mpamily efa tena tezitra. Mbola tsy nanaiky ihany anefa ireo hany ka lasa nanomboka nitazam-potsiny amin’izay ny olona.
D.R