- Publicité -
mardi, septembre 8, 2026
- Publicité -
AccueilRégionsTsararano-Maevatanàna :  Nosokafana amin'ny fomba ofisialy ny taom-piotazana sy fivarotana voamaina ato...

Tsararano-Maevatanàna :  Nosokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-piotazana sy fivarotana voamaina ato anatin’ny faritra Betsiboka

Ny alakamisy 4 jona taona 2026 teo lasa teo iny no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-piotazana sy fivarotana voamaina ato anatin’ny faritra Betsiboka, izay nampiarahana tamin’ny festival Lojy andiany voalohany, tao amin’ny renivohitry ny kaominina ambanivohitra Tsararano, ato anaty disitrikan’i Maevatanàna. Natao moa izao hetsika izao mba hoentina hanandratana ny vokatra sy hanomezana lanja ireo tantsaha mpamokatra, ary hisintonana sy hampahafantarana ireo olona manerana ny Nosy. Eto am-pamaranana ny lahatsoratra dia tsara ny mampahafantatra, fa telo andro nisesy teo no nanatanterahana ny  » Festival Lojy tany amin’ny tanàna voalaza etsy ambony,  » ka isan’ireo nibahan-toerana nandritra izany ny hetsika ara-kolontsaina maro samy hafa, ary nofaranana tamin’ny alim-pandihizana ihany koa ny lanonana.

Ratantely

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici