- Publicité SW45 -
dimanche, mai 19, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversVohémar : Atao savahao ilay nahafaty vady

Vohémar : Atao savahao ilay nahafaty vady

Efa mandeha ny fikarohan’ny mpitandro ny filaminana. Torak’izany koa, nifampizara ny sarin’ny nahavanon-doza amin’ny tambajotra sosialy ny olona ary niainga avy any Vohémar izany. Ragohaka ny solon’anarana izay hahafantaran’ny maro ilay rangahy. Notsatohany antsy ny vadiny ary namoy ny ainy. Rehefa maty io farany dia nitsoaka i Ragohaka ary tsy hita izay nanjavonany hatramin’izao. Raha araka ny fanazavana avy any an-toerana dia hasarotam-piaro no nitarika ady ary niafara tamin’ny fahafatesana.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici