- Publicité -
samedi, novembre 14, 2026
- Publicité -
Accueil Blog Page 11227

Fort-Dauphin : Herinandro, tapaka ny paompin-drano

0

Tsy nahita rano  nosotroina sy nampiasaina ny mponina. Any amin ireo farihy sy lavadrano manodidina no maka rano ireo ampela. Tranga iray mampitovy ny faritra Androy sy ny renivohitr’Anosy tao anatin’ny fotoana fohy. Fort-Dauphin renivohitra ao anatin’ny fijaliana. Rano maloto sy tsy azo antoka no sotroin’ny monina. Ny manambola mividy »eau vive » any amin’ireo toerama-pivarotana. Amin izao fotoana izao dia mahazo laka ny fividianana rano. Noho ny fahasimban’ ny fantsona no miteraka tsy fahampian’ny  herin’ny tosiky ny rano miakatra, ka mitarika tsy fahazoan-drano . Raha ny lojika, tokony hidina ny faktioran’ny rano. Miandry izay higadonany ny mpanjifa. Ahitana an’izany avokoa ireo kartie-11 ao an-toerana. Hatreto tsy mbola fantatra ny mety hiverenan’ny rano. Maro ny fanehoan-kevitra manoloana ity tranga ity ary saika miompana amin’ny  tsy fahaizana sy amin’ny tsy fahatokisan’ny vahoaka intsony ny fomba fiasan’ ny Jirama. Manaitra ny fitondrana hery vaovao mba hijery izany fahorian’ny olona izany.

RFa

Anosy Avaratra : Lehilahy 40 taona maty voavely tavoahangy

0

Omaly maraina, nisy zavatra nampalahelo niseho teny Anosy Avaratra. Lehilahy iray 40 taona no voalaza fa maty novelesin’ny taizany tamin’ny tavoahangy teo amin’ny lohany. Tsy fantatra marina izay zavatra niseho omaly sy nahatonga ny ady. Nisy ny nilaza fa  gidragidra no nahatonga izao. Rehefa tezitra ny olona dia misy ny mahavanona mahavita ny zavatra sy neritreretiny akory. Raha vao voa ilay lehilahy dia niezaka ny olona nitondra azy tany amin’ny hopitaly. Saropady ny faritra voavely koa dia tsy avotra ny ain’ilay olona. Eny amin’ny faritra Ankazomanga no nonina ity olona maty ity fahavelony.

 r.s.

Anjoma Ramaritina : Vehivavy bevohoka voatifitra, ny vadiny voakapa famaky

0

Olona roa no indray namoy ny ainy niharan’ny habibian’ny dahalo.

Ny zoma halina hifoha alahady tamin’ny 1 ora, tonga nanafika ny tanàna atao hoe Mahatsinjo any Anjoma Ramaritina ny  jiolahy  fito nitondra basim-borona sy antsy lava ary famaky. Vokany, vehivavy bevohoka iray no maty voatifitra teo amin’ny kibony. Maty voakapa famaky ihany koa ny vadiny. Omby dimy no lasan’ireo mpangalatra.

Tamin’io ora voalaza io, nanao be fiavy ireo jiolahy. Avy hatrany dia nanapoaka basy izy ireo. Tamin’izay indrindra anefa, voalaza fa narary kibo ny zanaka’ireo olona hotafihana, ka nitondra an’ilay zaza nandeha nivoaka tany ivelany ilay vehivavy. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa, tamin’io fotoana io no voatifitra izy. 47 taona ity olona ity. Voa teo amin’ny kibony. Rehefa izany, niditra ireo mpandroba ary dia nikapa ilay lehilahy tamin’ny famaky. Ny tongony no nasian’ireo olon-dratsy ary voalaza fa tapaka niala mihitsy izany. 51 taona izy izao nindaosian’ny fahafatesana izao. Rehefa tsy nisy sahy nihetsika intsony ny rehetra dia nalain-dry zalahy ny omby enina. Novonoiny ny iray ary nentiny ny dimy.

Raha vao lasa ireo dahalo dia nivory ny olona ary niezaka nitondra ireo naratra tany amin’ny hopitaly. Samy tsy nisy tana ny ain’ireto mpivady. Ho an’ilay lehilahy manokana, be loatra ny rà very ka dia izany no tsy nahaavotra ny ainy intsony. Efa mandeha ny fitadiavana an’ireo nahavanona izao famonoana narahina fangalarana omby izao. Miaramila no misy any an-toerana ka dia izy ireo no misahana ny fanadihadiana rehetra.

r.s.

Omnisports : Plusieurs évènements à honorer par Madagascar

0

Le ministère de la Jeunesse et des Sports à travers la direction du sport fédéral (DSF) passe à la vitesse supérieure. A l’approche de la tenue des 9es Jeux de la CJSOI décentralisés, la DSF est en train de finaliser les dossiers relatifs à la préparation et participation de la Grande Ile à ces jeux régionaux. Le comité national de préparation et de participation a été déjà constitué. On attend les moyens financiers y afférents pour la réalisation de tous ces travaux. L’île de La Réunion abrite les compétitions en athlétisme les 13 et 14 décembre, le tournoi de handball se tiendra à Madagascar et se déroulera du 14 au 21 décembre. Le football masculin se jouera du 5 au 12 décembre à Moroni, Comores. Le tennis de table sera organisé aux Seychelles du 05 au 12 décembre et la natation du 19 au 21 décembre toujours aux Seychelles. Maurice organisera pour sa part, les trois activités « jeunesse » du 15 au 19 décembre, à savoir la danse, le théâtre et l’assemblée des jeunes. La Confejes a choisi Madagascar plus précisément Antananarivo à l’Hôtel la Muraille de Chine pour la tenue du stage club Confejes de lutte du 22 octobre au 1er novembre à Antananarivo. Un évènement sous le haut patronage du ministre de la Jeunesse et des Sports, le Dr Jean Anicet Andriamosarisoa, de Bouramah Ali Harouna, Secrétaire Général de la Confejes et de Pillay Samoo, Secrétaire Général de la CJSOI. Il est à noter que le ministre malgache est à la tête de la CJSOI pour cette année. C’est le Réunionnais Fréderic Rubio qui dirigera les 26 participants à ce stage. Ils seront six de Maurice, cinq des Comores, trois de La Réunion et le reste de Madagascar.
T.H

Ambohimangakely : Mpangalatra akoho mpiady, nanolana tovovavy

0

Ny alin’ny sabotsy hifoha alahady teo, jiolahy maromaro no niditra an-kerina tao amina tokantrano iray teny Mahatazana, fokontany Manantenasoa, kaominina Ambohimangakely. Tsy nihanona tamin’ny fangalarana ireo akoholahy mpiady  20  ireo jiolahy ireto, fa mbola nanolana ny tovovavy iray tao an-trano. Raha ny vaovao voaray dia tsy nisy afa-tsy ankizy telo no tao amin’ity trano nisy efitra roa ity. Tovolahy 19 taona ny zokiny indrindra niaraka tamina ankizilahy 14 taona sy ankizivavy 17 taona, tao amin’ny efitra fatoriana. Ankevitry ny fantatr’ireto olon-dratsy ireto, fa tsy nisy olon-dehibe tao an-trano ka niditra amboletra, rehefa avy nanapitsoka ny varavaran-kely izy ireo. Avy hatrany dia namantana tao amin’ny efitranno fatorian’ireto ankizy ary nanampina ny vavan’izy ireo. Niharan’ny fanolanana faobe kosa ilay ankizivavy tamin’izy ireo, raha ny loharom-baovao hatrany. Araka ny fantatra hatrany dia nirongo sabatra ireto olon-dratsy ireto, nampitahorany an’ireo ankizy izay tsy sahy nikofoka. Rehefa vita ny filan-dratsiny dia nitsoaka niaraka tamin’ny akoholahy mpiady  20 teo ho eo izy ireo. An-tapitrisany maro no teti-bidin’ireto biby ireto. Mahatratra hatrany amin’ny 300.000ar ka hatramin’ny 600.000ar no vidin’ akoho mpiady iray mantsy ary mety hahazoana hatramin’ny 3 tapitrisa ariary mahery izany rehefa entina hampiadiana. Efa eo am-pelantan’ny mpitandro filaminana ny raharaha.

m.L

Fanafihan-jiolahy teny Mahitsy : Lehilahy maty voatifitra, firavaka volamena maro no very

0

Jiolahy  folo  nirongo kalaky no niditra an-keriny tao amina mpivarotra teny Ambatofamamba, kaominina Mahitsy, distrikan’ Ambohidratrimo, ny asabotsy alina  teo. Lehilahy iray, mpivarotra tao amin’io trano io maty voatifitr’ireo jiolahy, raha mpiandry fonja misotra ronono iray kosa no naratra mafy vokatry ny tifitra nahazo azy. Raha ny fantatra dia tamin’ny 11ora sy sasany tany ho any no nisehoan’ny fanafihana. Niditra an-keriny tao amin’ity tokantrano ity ireo jiolahy ary nanambana basy avy hatrany ny tompon-trano, nitaky ny vola. Saika hiantso vonjeo teny am-bavaravarankely ity rangahy iray 42 taona, no notsenain’ny balan’ireo jiolahy. Voa teo amin’ny tratrany io rangahy io ary nivoaka teo amin’ny tendany. Ny am-pitson’ny fanafihana kosa vao namoy ny ainy teny amin’ny hôpitaly ity rangahy ity. Naratra vokatry ny tifitra nahazo koa ilay mpiandy fonja 62 taona. Naterina avy hatrany teny amin’ny tobim-pitsaboana ireo naratra ireo taorian’ny fanafihana. Ny marainan’io kosa vao nahazo antso ny amin’ny fisian’izay fanafihana izay ny mpitandro filaminana, izay tonga avy hatrany teny an-toerana. Efa nadio  ela kosa ny rano nitàn’ireo jiolahy niaraka tamin’ireo vola sy fahana finday maromaro, ary firavaka volamena betsabetsaka ihany. Mandeha amin’izao fotoana izao ny fanadiahadiana.

m.L

Vatovavy Fitovinany : Plus de 1 600 maîtres-Fram pris en charge

0
Traitement des dossiers sur terrain jusqu’à mardi prochain.
Traitement des dossiers sur terrain jusqu’à mardi prochain.
Traitement des dossiers sur terrain jusqu’à mardi prochain.

Les districts de Nosy Varika, Ambavan’Isahavato, Mananjary et Vohitrandriana ont bénéficié du Guichet Forain de la CNaPS depuis vendredi dernier et ce jusqu’au mardi 14 octobre prochain. Une initiative de la CNaPS qui permet aux affiliés de traiter leurs dossiers, ou de s’affilier, sans avoir à se déplacer auprès des antennes qui se trouvent souvent à des centaines de kilomètres de ces districts, avec une infrastructure routière pratiquement impossible. Ainsi, pour traiter les dossiers, l’équipe s’est divisée en 2 groupes. Le premier a reçu les employés à l’EPP Masonandro Mananjary, tandis que la deuxième équipe a travaillé à l’EPP Tsararivotra Nosy Varika. Plus de 1600 maîtres-FRAM subventionnés par l’Etat ont été pris en charge. Dans son allocution, M. Rakotomila, Directeur Administratif de la CNaPS, a rappelé la mission de la Caisse et son budget programme. Il a rappelé que suite à la convention de 2009 entre la CNaPS et le Ministère de l’Education Nationale, les Enseignants Non Fonctionnaires (ou ENF) bénéficient d’une Protection Sociale offerte par la Caisse. Il a également tenu à rappeler que les employeurs, les travailleurs et la CNaPS ont déjà fait la refonte d’un Nouveau Code de Prévoyance Sociale (CPS), afin que les prestations offertes aux assujettis soient proportionnelles au coût de la vie actuel .On n’attend plus que l’application de ce nouveau CPS.

Anjara Rasoanaivo

Bois de rose : Des produits artisanaux exportés

0
Ce sont des produits artisanaux en bois de rose. (Photo d’archives)
Ce sont des produits artisanaux en bois de rose. (Photo d’archives)
Ce sont des produits artisanaux en bois de rose. (Photo d’archives)

Au niveau de la législation nationale, l’ordonnance 2011-001 interdit toute exploitation, commercialisation et exportation de bois de rose et bois d’ébène dans toutes ses formes. Le travail du menuisier est une forme d’exploitation de bois. L’Alliance Voahary Gasy interpelle ainsi l’Etat sur l’arrivée des produits artisanaux en bois de rose, mis en vente libre sur le marché local et aux touristes en vue d’une exportation.  L’arrêté 741-2012 n’a pas de force légale pour pouvoir contredire à cette ordonnance, donc aucun agrément d’exportation de produit de bois de rose ou de bois d’ébène ne pourrait se baser sur l’arrêté 741-2012, vu l’interdiction stricte de l’ordonnance 2011-001 , a-t-on évoqué. Actuellement, aucun produit de bois de rose ou de bois d’ébène ne peut être exporté légalement. Les produits finis comme les objets artisanaux y sont compris. Aucune mesure n’est ainsi prise par l’Etat face à cette exportation de produits artisanaux de bois de rose.

Navalona R.

Basket-ball : Sebam fait figure d’épouvantail !

0
Le géant Ibrahim du Sebam domine d’une bonne tête tous les basketteurs.
Le géant Ibrahim du Sebam domine d’une bonne tête tous les basketteurs.
Le géant Ibrahim du Sebam domine d’une bonne tête tous les basketteurs.

Les championnats de Madagascar de basket-ball chez les dames et les hommes de la N1A. Mais les deux premières journées de samedi et dimanche ont déjà permis aux ténors de prouver qu’il va falloir compter sur eux.

Qui va arrêter les Majungais du Sebam dans ce sommet 2014 de basket-ball ? La question mérite d’être posée, car si on connaît déjà le talent d’un Danz, le président Léon vient d’ajouter une autre corde à son arc en faisant venir un authentique rebondeur du nom d’Ibrahim. Ce colosse sait tout faire. Enfin presque car comme l’Américain Shaq O’Neil, il n’est pas doué aux lancers francs. Mais son travail sous les paniers est exceptionnel tant dans les rebonds offensifs que défensifs.

Ceci expliquant cela, Sebam a renvoyé dans ses études le COSFA de Fabrice en s’imposant par 89 à 85.

Chez les dames, Fandrefiala se trouve en tête après sa victoire de 83 à 72 devant le Sebam.

Voici les autres résultats :

Dames

  • MB2ALL bat JCSA par 58 à 54
  • Basket Fusion Tandem bat ASA par 60 à 43
  • Sebam bat ASA par 89 à 55
  • ASUMA bat ASF par 60 à 34 / JEA bat USJFM par 78 à 51
  • JEA bat ASF par 89 à 65.

Hommes

  • GNBC bat US Douanes par 91 à 71
  • SOE bat Street Basket Club Vakinankaratra par 92 à 81
  • ASCUT bat ASA par 92 à 84
  • Challenger bat Globe Trotters par 70 à 61
  • ASA bat Globe Trotters par 94 à 88
  • COSFA bat SBC par 78 à 68.

Clément RABARY

Université de Toamasina : 4 milliards d’Ariary pour la réhabilitation du campus

0

3 milliards 600 million Ariary. C’est la somme nécessaire pour la réhabilitation de la cité universitaire de Toamasina. Pour l’heure, la réhabilitation des salles de classe est supportée sur fonds propre de l’institution. Une bagatelle de 100 millions d’Ariary est annoncée pour ces travaux avec la rénovation des conduits électriques dans les cités universitaires. C’est ce que l’on a appris lors de la visite inopinée du premier ministre Kolo Roger dans le Grand Port hier. Ce derniers d’annoncer que «le campus de Barikadimy a ressemblé à un village au lendemain d’un bombardement, et ce n’est point digne des futurs cadres de Madagascar. L’assainissement est impératif que les démarches vont droit dans le bon sens. Fort heureusement que les étudiants ont vaqué le lieu sans heurt. Le gouvernement engagerait les moyens nécessaires pour redorer les blasons des universités à Madagascar». Rappelons que les derniers occupants du campus l’ont quitté dans le calme, au moment où les responsables de l’université et les membres des forces de l’ordre sont sur les lieux pour appliquer la note d’expulsion de tous les occupants du campus. Le comité des résidents de l’université de Toamasina est débouté auprès du tribunal administratif de Toamasina. En tout cas le campus de Barikadimy ressemble à un endroit désertique. Seuls les bâtiments délabrés sont érigés sur les lieux. Quelques membres des forces de l’ordre sont postés pour assurer la sécurité du lieu. La franchise universitaire est levée depuis un certain temps. Seulement les travaux ont tardé à démarrer. La prochaine rentrée universitaire pourrait avoir lieu sans les occupants du campus.

Jean – Claude STEVE