- Publicité -
samedi, novembre 14, 2026
- Publicité -
Accueil Blog Page 11269

Réconciliation du FFKM : Dans l’attente des décisions politiques

0

C’est le stand-by au niveau du FFKM qui a tenté de se rattraper face aux appels et aux critiques des simples citoyens. D’après un membre du Sefip, un organe d’exécution et de réflexion au sein du Conseil œcuménique des églises chrétiennes de Madagascar, cette situation est indépendante de la volonté des dirigeants religieux, mais dictée par la volonté politique des dirigeants et d’autres concernés. Selon notre interlocuteur, le FFKM ne peut rien faire sans l’accord du président Hery Rajaonarimampianina et les quatre anciens présidents, à savoir Marc Ravalomanana, Didier Ratsiraka, Albert Zafy et Andry Rajoelina. A rappeler que le président Hery Rajaonarimampianina s’est déjà déclaré prêt pour la réconciliation nationale.

R. Eugène

Analakely : Mpivaro-kena nifamaly, niafara tamin’ny tsindrona antsy

0

Raikitra ny sakoroka teo amin’ny samy mpivaro-kena teny Analakely, afak’omaly hariva. Vokatr’izany, olona iray 26 taona no voan’ny antsy teo amin’ny lohany. Voalaza fa lasa lalina ny dian’antsy, satria niseho mihitsy ny taolan-doha. Novonjena nentina avy hatrany tany amin’ny hopitaly Ampefiloha izy ary mbola manaraka fitsaboana amin’izao. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa nisy ny fifamaliana tamin’io hariva io. Ady izay tsy mbola fantatra ny nahatonga izany. Tsy vitan’izany fotsiny anefa fa dia nisy ny sakoroka avy eo ary lasa maromaro ireo mpifanandrina. Maro ny olona nahita izany ary nanomboka nitangorona nitazana lavidavitra. Tampoka teo, nisy iray naharay ny antsy fampiasany ary dia iny no nahavoa ilay maratra teo amin’ny lohany. Raha nahita izany ireo sasany dia nisy sahy nirotsaka nanasaraka ireo nifamaly. Ny nahamaika ny rehetra dia ny nitondra ilay voa tany amin’ny trano fisaboana. Ny loharanom-baovao hatrany no nahalalana fa tsy hanaiky mora foana izao fahavoazany izao ilay olona maratra.

r.s.

Mariazy : Vita ny fanambadian’i Andry sy Nancy

0

Herinandro androany no nahavitan’ny fanamasinana ny fanambadian’i Andry, mpanao gazety solontenan’ny Midi Madagasikara any Antsirabe, sy i Nancy izay nofidian’ny fony ho namany amin’ny fiainana. Teny amin’ny Katedraly Saint Laurent Ambohimanoro no natao ny fanamasinana ny faha-20 septambra. Taorian’izany, nisy ny lanonana nanasan’izy mivady ny havana aman-tsakaiza sy ny mpiara-miasa teny amin’ny Batou Beach Ambohimanambola. Izao ny teny avy amin’ny Soratra Masina nofinidin’izy ireo: « Satria sarobidy eo imasoko ianao sady tiako, ka hanao fanekena mandrakizay aminy Aho ». (Isaia 43 : 4). « Satria malala eo imasoko ianao » (Jeremia 32 : 40). Ny alatsinainy maraina ihany dia nianga hanao ny volantateliny tany Nosy Be izy roa kely. Dia ho tokantrano matoky an’Andriamanitra ka ho hampoky ny fahasambarana no rariana ho an’ireto mpivady vao.

r.s.

Ankasina – 67 Ha : Toeram-pivarotana telo nifanila indray voaroba

0

Nitrangana fanafihan-jiolahy indray omaly alina teny amin’ny faritra 67 ha Atsimo Toeram-pivarotana telo nifanila, izay samy amoron-dalana, no lasibatra nasesin’ny jiolahy norobaina. Tranom-barotra ny roa ary fivarotana fahana sy fandefasam-bolan’ny Aitel ny iray. Tsy nisy naheno ny zava-nitranga tamin’io alina io, hoy ny teny amin’ny manodidina, fa ny trano efa nibanaka ny maraina no nanaitra ny rehetra ary nanomboka nitangorona ny olona. Gaga hatramin’ny tompon-trano. Tato ho ato, hoy ny eo anivon’ny fokontany, dia nirongatra ny vaky trano sy ny asa ratsy samihafa toy ny fanendahana sy sinto-mahery, ary manginy fotsiny ny fanolanana, noho ny fiparitahan’ny rongony, satria betsaka ny tanora mandray izany miroso amin’ny asa ratsy. Iny faritra iny koa rahateo koa maizina, zara raha misy jiro manazava, (éclairage public). Vokatr’izany miaina ao anaty horohoro ny mponina, toa tsy misy mpiaro sy mpiahy intsony.

Manitrisa

« The Big Bang Theory » : De retour sur CANAL+

0

Bonne nouvelle pour les inconditionnels de série ! Dès demain, Sheldon et compagnie sont de retour sur CANAL+serie dans la saison 8. Réconciliant le format de la sitcom et la culture geek, The Big Bang Theory, dès sa première saison a été une réussite. C’est à partir du schéma narratif particulièrement simple de la sitcom basé sur des gags redondants limités à un nombre de décors et de personnages réduits, que Chuck Lorre et Bill Prady sont parvenus à poser les bases solides d’une série originale qui saura finalement ne ravir que les spectateurs aptes à partager avec Sheldon, Leonard et leurs amis les références qu’ils passent leur temps à s’échanger. Le caractère caricatural de ces personnages est le principal levier comique mais aussi l’argument qui réussit à les rendre particulièrement attachants tandis que la finesse des dialogues rend les situations souvent invraisemblablement lourdingues réellement hilarantes. Une recette ingénieuse qui a toutefois intérêt à se renouveler pour tenir en haleine sur ses saisons suivantes. Ayant remporté l’Emmy Award 2014 de la meilleure série comique, the Big Bang theory s’impose comme la référence dans le domaine de l’humour et il va de soi que rater cela s’avèrerait être un véritable sacrilège pour ceux qui aiment les séries extravagantes bourrées de répliques décalées. Pour ne pas manquer la reprise de cette série hors du commun, il vous suffit juste de vous abonner auprès des boutiques et des distributeurs agréés CANAL+.
Mahetsaka

Ambohidratrimo : Fikamban-jiolahy mpanafika, lietnà sy kapôralin’ny Tafika no mpamatsy basy

0

basy« Mercure » sandoka, fanafihana mitam-piadina ary resaka vola sandoka. Tambajotra iray manontolo mihitsy no ravan’ny zandary ny sabotsy lasa teo teny Ambohidratrimo. Olona 11 mianadahy no voarohirohy tamin’izany.

Tato ho ato tokoa izay dia saika nandrenesana fanafihana mitam-basy iny faritra Ambohidratrimo sy ny manodidina iny. Raha mbola teo am-panomanana ny mety ho manaraka anefa ireo andian-jiolahy no saron’ny mpitandro filaminana. Raha ny fantatra dia noho ny fanomezam-baovao avy amin’ny olona tsara sitrapo no nahafahana nisambotra olona iray, izay voarohirohy tamina resaka « mercure » sandoka, ny sabotsy lasa teo. Ity olona farany ity no nanondro ireo namany maromaro hafa ka nahafahana nisambotra azy ireo avy hatrany, araka ny voalazan’ny zandary hatrany. Rehefa nidina ifotony ireo mpitandro filaminana ka nisava ny tranon’izy ireo dia tratra tamin’izany ny basy telo, PA ny iray, « revolver » ny roa ary bala niisa sivy. Araka ny voalazan’ireo mpanao fanadihadiana hatrany dia ny iray tamin’izy ireo ihany no vita gasy fa ny roa hafa, « revolver » sy poleta dia samy vita avy any ivelany avokoa. Fantatra tamin’ny alalan’ny fanadihadiana natao ary fa isan’ireo jiolahy nandravarava teny an-toerana ireto voasambotra ireto. Nisy tamin’izy ireo ihany koa no mpivarotra basy. Araka ny fanampim-panazavana azo avy amina tompon’andraikitra ambony iray, eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena, dia voalaza fa manamboninahitra lietnà sy kapôraly eo anivon’ny Tafika Malagasy no nahazoana ireo fitaovam-piadiana ireo. Efa nisy araka izany ny fanadihadiana mandeha, raha ny loharanom-baovao hatrany.

Tao anatin’izay fisavàna trano izay ihany koa no mbola nahitana karazan-taratasy maromaro efa voatapatapataka mitovy habe amina vola taratasy. Hita tao amina tokantranona mpivady iray teny an-toerana ary nahavoarohirohy olona telo. Raha ny fitambarany dia olona 11 no natolotra ny Fampanoavana omaly, ka ny iray tamin’izy ireo dia vehivavy. Samy nampidirina am-ponja vonjimaika avokoa izy rehetra ireo miandry ny fotoam-pitsaràna azy. Nanamarika ireto mpitandro filaminana ireto fa tafiditra ao anatin’ny fenitra vaovaon’ny zandary izao vokatra izao, ny amin’ny fisorohana ny fanafihan-jiolahy ary ny fiarovana. Nanentana ny olom-pirenena izy ireo mba tsy hisalasalàn’izay mety manam-baovao mahakasika trangan-javatra na olona mampiahiahy, hanatona azy ireo mivantana.

m.L

Flash-éco

0

Dans le cadre de la célébration de la Journée Mondiale du Tourisme qui se déroule à Nosy –Be, la compagnie aérienne Air Madagascar effectue une promotion. Il y aura ainsi diverses offres sur les vols reliant Nosy-Be et Antananarivo ainsi que le long-courrier Europe et Asie. Toutes ses offres en promotion sont lancées depuis hier jusqu’à ce jour au sein du stand de la compagnie Air Madagascar, a-t-on appris.

Navalona R.

Député MAPAR : Verdict connu le 10 octobre

0

Prévu, hier, le verdict du député MAPAR élu dans la région Vakinankaratra ne sera connu que le 10 octobre prochain. Faut-il rappeler qu’il a été condamné au tribunal de première instance, il a interjeté appel. Toujours est-il que le procès de cet élu a été renvoyé six fois de suite. Un procès qui aurait dû avoir lieu le 8 avril dernier mais qui finalement ne s’est tenu que le 22 août. Soit un peu plus de quatre mois plus tard. L’on saura ainsi le 10 octobre qui aura gain de cause

recueillis par Dominique R.

Ankadimbahoaka : Miaramila mamo, nitrosona voadonan’ny fiara

0

Tsy nisy tsy nanongo tena izay nahita ny zava-nitranga omaly teny amin’ny faritra Ankadimbahoaka tsy lavitra ny « Arret bus » hiakatra ny toby « Cap Sat » iny, tamin’ny 10 ora sy 10 minitra. Miaramila iray mamo vao mararina no nibilabila eran’ny arabe ka voadonan’ny fiara, ka nitrosina tamin’ny tany. Soa ihany fa tao anaty fitohanana tsy ahafahan’ny fiara mandeha mafy no nanapaka tampoka ity mpitandro filaminana ity fa saika zava-doza no nitranga. Avy ny namany izay niara-dia taminy tonga dia nibata azy ary nitondra ity miaramila mamo tampona ity nody nihazo ny lalana mankany amin’ny fasan’ny karàna iny.

Manitrisa

Ligue des champions : CNaPS et Inate en bonne position !

0

cNAPSLes choses commencent à se dessiner pour la Ligue des champions de football du moins pour le site de Mahajanga où deux clubs sortent du lot. Le match à ne pas rater en fait tant pour CNaPS Sport que pour les Antsirabéens d’Inate FC.

La première journée de la deuxième phase de la Ligue des champions de football a permis à la CNaPS de se mettre sur orbite après une déjà décisive victoire devant son grand rival. Au cours d’un match très intense et bien évidemment trop musclé où Hassim a dû sortir le carton à plusieurs reprises, l’Adema s’est incliné sur le score de 0 à 1.

Plus fluide. La CNaPS a ouvert le score par Lanto dès la 19ème minute.

Njiva aurait pu assomer le match s’il n’avait pas tiré à côté des buts béats (88). Mais dans l’ensemble, la CNaPS a mérité cette victoire grâce notamment à une circulation beaucoup plus fluide du ballon avec un système de 4-2-3-1 même si sur le flanc gauche du milieu du terrain, on a vu un Jimmy Simouri des mauvais jours en ratant plusieurs occasions franches qui finissaient par des remises au gardien Rindra.

Comme Hery Be a remis sur le tapis tandem Tahiana- Fenoa dans l’axe, cela a destalisé une ligne offensive de l’Adema avec Onja, Zola et Florent.

Aux fours. Le match de dimanche contre l’ASCUM s’apparente alors comme le match de la survie pour l’AS Adema bien obligée d’aller aux fours.

Le même chemin qu’avait pris un étonnant Inate qui a fait sensation en allant battre l’ASCUM sur un penalty de Xavier (56e). Antsirabe aurait pu corser l’addition à plusieurs reprises notamment sur ce lob de Franck à l’heure de jeu mais le gardien à réussi à le contrer in extremis.

Les Majungais ne se réveillèrent que vers la fin de la partie mais Naina enleva trop son tir (85) tandis que Bienvenu se fit subtiliser le ballon alors qu’il s’envolait seul vers les buts de l’Inate.

Dans l’autre match de Mahajanga, Manaovasoa Maeva FC a su tirer son épingle du jeu devant les transporteurs d’Ambovombe bien trop inconstants pour espérer réussir quelque chose.

Au coup de sifflet final, le MM FC s’imoposa par 2 buts à 1.

Clément RABARY