- Publicité -
samedi, octobre 31, 2026
- Publicité -
Accueil Blog Page 11587

Antsirabe : Trano iray kilan’ny afo

0

Nitrangana hay trano indray teto Antsirabe ny sabotsy maraina tokony ho tamin’ny 6 ora maraina teo. Trano iray miorina eo ampitanan’ny Hopitaly Avé Maria no may kilan’ny afo tanteraka. Mitovy fiseho hatrany ireo hay trano misesisesy eto Antsirabe. Tsy misy olona ao an-trano fa mihidy hatrany ny varavarana rehetra, ka ny setroka efa midonaka be no manaitra ny manodidina. Voalaza mantsy fa niala vao mangiran-dratsy tao an-trano ilay renim-pianakaviana nandeha niasa, ny zanany lahy kosa nandeha nikotrana, raha ny fanazavana voaray. Zaza lahy kely, tokony ho 4 taona teo ho eo no nilalao teo an-tokotany. Kila ny trano, tsy nisy avotra intsony ny entana rehetra fa levon’ny afo avokoa. Ny varavarana no nopitsohana nidiran’ny mpamono afo, saingy efa nijoalajoala ny afo ka ny fanakanana azy tsy hitatra  sisa no natao. Ny kaominina Antsiarbe ambonivohitra rahateo tsy mbola manana irony fitaovana mpamonjy voina irony ka dia ny herim-batan’ny mpiray tanàna no hany hery hiadiana amin’ny afo rehefa misy loza toy izao. Tsy fantatra mazava ny niandohan’ny afo, tsy azo lazaina ho fifampikasohan’ny herinan’aratra, hoy ny mpifanila vodirindrina, satria izy ireo no nisontona ny tariby mitondra ny herin’anatra vantany vao nidonaka ny afo.  Soa aloha fa tsy nisy ny aina nafoy, na naratra fa dia ny fahavoazana no be. Levon’ny afo tao anaty minitra vitsy  mantsy ny fananana nohariana tao anaty  taona maro.

Andry N.

Tapatapany

0

# Sambava. Bolabolan’andramena 16 tratra tao anaty kamiao. Ny alin’ny alahady teo tany amin’ny misasak ‘alina tany ho any, tany Bemanevika, no tratran’ny zandary mpisava ity lehilahy iray nitondra kamiao Mercedes nitondra bolabolan’andramena miisa 16 . Teo am-pampidinana ireo andramena ireo nefa dia nitsoaka ity lehilahy mpamily. Efa azon’ny zandary daholo anefa ny mombamomba azy, ary dia efa eo am-panaovana ny fanadihadiana sy ny fitadiavana azy izao ny zandary any an-toerana

# Antsirabe. Fiara nivadika naharatrana olona 2. Ny sabotsy lasa teo no nisehoan’izany tao Antsampanimahazo RN7(PK136+50), fiara mini-bus Toyota avy any Antsirabe niakatra aty Antananarivo no nivadika ambony ambany. Potika tanteraka ny fiara ary olona 2 no naratra mafy. Efa nalefa notsaboina eny amin’ny FLM Antsirabe moa ireto naratra ireto.

# By-Pass. Moto sy fiara nifandoana : olona 1 naratra mafy. Ny alahady lasa teo tokony tamin’iray ora sy sasany antoandro, PK5+680 teo Ankadiaivo, no nifandona ny moto Kinlon sy ny fiara Mercedes iray izay ho any Iavoloha. Naratra mafy tamin’izany ilay mpitaingina moto sady simba ihany koa ilay fiara nifandona taminy. Efa nalefa any amin’ny HJRA moa ilay naratra nanaraka ny fitsaboana.

Nangonin’i Alem

Port-Berger : Fiara na greffier namono olona

0

Ny sabotsy teo tokotokony ho ny mitatao vovonana tany ho any no nandeha mafy dia mafy ity fiara Peugeot 305 ka nifaoka olona teny amin’ny sisin-dalana. Marihina fa greffier ao an-tanana no tompon’ity fiara nandona olona ity. Naratra mafy tokoa ilay rangahy ka nisahotaka izay nahita ary nitondra azy teny amin’ny hopitaly . Noho ny rà very taminy anefa dia tsy tonga tany amin’ny hopitaly dia tapitra ny ain’ity voadona.

Teo anoloan’ izany ary dia nentim-pahatezerana ny havan’ny maty ary tsy nanaiky ka namoaka vava izy ireo fa handoro ny Tribonaly ao Port-Berger ho valifaty amin’ny havany maty.Teo anoloan’izany dia nisavorovoro ny tao an-tanana ka nandray ny andraikiny ny mpitandro ny filaminana tany ary nametraka zandary 6 hiaro ny tribonaly tany an-toerana. Tena efa maimbo rà tokoa ny olona amin’izao ka mila mitandrina eo anivon’ny fiaraha-monina , satria mety mampitatra ny toe-draharaha ny tsy fitandremana ka mitarika savorovoro eo anivon’ny tontolo manodidina.

ALEM

Andilamena : Jiolahy 7 nitondra kalaknickov manao fanamiana miaramila nisava tanàna

0

Olona manao fanamiana mpitandro ny filaminana, mitondra basy kalaknickov 2 sy basimborona no niditra ny tanàna atao hoe Ambodifamotsotra, kaominina Bemaitso Andilamena, ny faha 16 may 2014 teo tokony ho tamin’ny 7 ora hariva. Tsy nikoropaka ireto mpisandoka ireto fa avy hatrany dia nilaza fa mpitandro ny filaminana hisava ireo olona rehetra tsy ara-dalana ka manana basimborona. Nitety trano izy ireo, ka vokany dia basimborona 3 no azony, dia iny izy ireo no lasa niala ny tanàna. Raha ny loharanom-baovao voaray aloha dia tsy nanao zavatra hafa ireto jiolahy ireto fa dia nilaza fotsiny ho iraky ny fanjakana. Nampandre ny mpitandro ny filaminana akaiky azy ihany ireo vahoaka, satria tsy dia lavitra loatra ny renivohitra ilay toerana. Teo izy ireo vao samy gaga sy talanjona fa hay jiolahy ireo nisava azy iny alina iny. Mandeha ny famotorana amin’izao fotoana izao ka ho hita eo ny tohiny. Miraviravy tanana aoka izany ireo mponina any Ambanivolo noho izany ka manao antso ho an’ny rehetra, indrindra ity fiparitahan’ny fanamiana miaramila eny Ambanivolo ity.

Janus R

 

Amparafaravola

Raim-pianakaviana avy nijery video nisy namono

Tsy fantatra mazava ny famonoana fa rehefa nirava ny video, tany amin’ny tananan’Ampahitany Anorororo tany, tokony ho tamin’ny 8 ora alina, dia daroka sy tsindrona tamin’ny zavatra maranitra no nahazo ity lehilahy. Vokany: maty tsy tradrano ilay rangahy. Araka ny fanazavana dia bevohoka efa miandry andro hiterahana sisa ny vadin’ity lehilahy ity. Ny faha 16 may 2014 teo no nisehoan’izany ka efa mandeha ny famotorana rehetra.

Janus R

Toby Richard Ratsimandrava : Piakady vaovao entina miady amin’ny tsy fandriam-pahalemana

0

Ny alatsinainy 19 may no nihaona tamin’ireo tompon’ andraikitra ambonin’ny mpitandro ny filaminana ao antin’ny EMMO/NAT , ny minisitry ny fiarovam-pirenena sy ny minisitry ny filaminam-bahoaka ary ny sekreteram-panjakana eo anivon’ny ministeran’ny fiarovam-pirenena misahana ny zandarimariam-pirenena. Notsindrina manokana tamin’izany ny fanatsarana hatrany ny fandriampahalemana manerana ny Nosy. Nomena tamin’izany ary ny toromarika sy ny paikady manokana hoentina miady amin’ny tsy fandriam-pahalemana misy amin’izao fotoana izao. Ady amin’ny asan-dahalo any atsimo, fiarovana ireo harem-pirenena(andramena), ady amin’ny fanafihan-jiolahy maro samihafa eto an-drenivohitra.

Nanome toky sy nanamafy ny fahavononan’izy ireo ka tsy hikely soroka hanao izay tratran’ny heriny eo amin’ny fitandroana ny filaminana mba ho fiarovana ny ain’olona sy ny fananany ary ny andrim-panjakana izy ireo.

Ho fanamafisana ny firaisan-kina eo amin’ny samy mpitandro ny filaminana ary dia nofaranana tamin’ny famonoana omby sy ny fizarana nofon-kena mitam-pihavanana ny fihaonana.

ALEM

Baolai : Déstockage sur les ampli-baffles et les télés

0
Différents modèles de Subwoffers Jeyoo sont disponibles chez Baolai.
Différents modèles de Subwoffers Jeyoo sont disponibles chez Baolai.
Différents modèles de Subwoffers Jeyoo sont disponibles chez Baolai.

A la veille de la fête des mères et du Mondial 2014, Baolai le spécialiste des grandes marques chinoises de l’électroménager brade ses prix. « Nous procédons actuellement à un véritable déstockage avec ce que cela suppose de réduction des prix », déclare Ren Yujie, le PDG de Baolai. La grande promotion se fait surtout sur les Subwoffers (ampli-baffle)  qui font l’objet de  réduction de prix pouvant aller jusqu’à 30 % par rapport aux anciens prix.  Les Subwoffers 2.1 et 5.1, c’est-à-dire à 2 ou 5 baffles avec radio, MP3, amplificateurs et branchement sur ordinateur, de la marque Jeyoo sont maintenant très connus des consommateurs malgaches. « Il n’y pas que les gens de la capitale qui utilisent Jeyoo, mais nous avons des clients dans des endroits lointains comme l’Isalo ou Sainte Marie »  selon toujours Ren Yujie qui ajoute qu’en matière de rapport qualité-prix, Baolai n’a rien à envier aux autres distributeurs. Ce bon rapport qualité-prix a d’ailleurs servi cette marque qui a enregistré une bonne performance de vente, malgré la crise.

Grande qualité. La promotion se fait également sur les téléviseurs écran plat de la marque Changhong qui est aussi très appréciée par les consommateurs. « Nous lançons notamment les télés écran LED de 24 pouces qui sont très fiables et très pratiques » selon toujours le PDG de Baolai en ajoutant que les services après-vente et les garanties sont disponibles sur ces produits.  En somme, les consommateurs malgaches bénéficient de la grande qualité de ces grandes marques chinoises qui sont exportés aussi bien vers les continents  développés comme les Etats-Unis et l’Europe , l’Asie  que dans de nombreux pays africains. Une grande marque de renommée mondiale, en somme.

R.Edmond.

Expo-vente : Les « vita gasy » à l’honneur

0
Volatiana expose ses créations à l’IKM.
Volatiana expose ses créations à l’IKM.
Volatiana expose ses créations à l’IKM.

Objets de décoration en terre cuite, colliers, boucles d’oreille, sacs à main, pochettes… une véritable caverne d’Ali Baba pour la gent féminine. Pendant une semaine, les deux salles d’exposition de l’IKM accueillent des artisans mettant en avant le « vita gasy ». L’occasion pour les maris et les enfants de trouver des présents pour leur maman ou pour les femmes elles-mêmes de se faire plaisir. Les créations de Volatiana et Myriam sont parmi celles exposées à l’IKM. Et le moins qu’on puisse dire, c’est qu’elles font mouche. Ces deux passionnées ne se prédestinaient cependant pas à cette carrière. « Séduite par cet art, je me suis moi-même lancée à l’aventure. En 2009, je me suis donc initiée à la poterie qui est devenue aujourd’hui mon gagne-pain mais surtout ma passion », raconte Myriam avec toujours le sourire aux lèvres. Gestionnaire de formation, Volatiana quant à elle a décidé de se consacrer entièrement à sa passion il y a un an. « Pendant des années, j’ai travaillé dans une société de gestion. J’ai ensuite rejoint une autre équipe dans le département échantillonnage, dans une zone franche. C’est là qu’est née mon envie de me spécialiser dans le crochet », raconte-t-elle. Elle se lance donc et crée des objets aussi originaux et bien faits les uns que les autres. Des sacs, des chemins de table… en crochet (de rafia) que les visiteurs pourront découvrir à l’IKM, jusqu’au 24 mai.
Mahetsaka

Badminton – Tournoi de Saint-Denis : Huit badistes en compétition

0
La délégation malgache aux côtés du ministre Jean Anicet Andriamosarisoa.
La délégation malgache aux côtés du ministre Jean Anicet Andriamosarisoa.
La délégation malgache aux côtés du ministre Jean Anicet Andriamosarisoa.

Ils sont huit badistes membres de l’équipe nationale à participer à la 3e édition de badminton de la Ville de Saint-Denis de La Réunion du 23 au 25 mai au Gymnase de la Montagne. Des joueurs et joueuses, champions de Madagascar en titre et qui ont été sélectionnés en raison de leur palmarès. Après la première participation en 2012 et absents en 2013, la Grande Ile fera son come-back à ce tournoi réunissant les crèmes de cette disciplines dont les Mauriciens, les Seychellois et les Réunionnais, hôtes. Plusieurs catégories sont en lice à savoir minimes, cadets et seniors hommes et dames.

Hier en fin d’après-midi, la délégation malgache conduite par le Président de la Fédération Malgache badminton Jean Aimé Ravaloson a été reçue par le ministre de la Jeunesse et des Sports, en son bureau à la Place Goulette à Ambohijatovo. « Je suis persuadé que le sport est un levier du développement et vous seriez l’avenir de notre pays » a souligné le ministre. Il a ainsi donné le traditionnel « tso-drano ». « Je vous souhaite plein de succès afin que vous portiez haut le drapeau malgache ».

Liste des athlètes

Haja Vonjinirina

Barisoa Ravelojaona

Sahondra Ramanandraisoa

Hanitriniaina Ramanantenasoa

Velonjanahary Rahazafy

Danielle Razafindramavo

Soniaina Razanamaly

Hery Zo Rakotoharinivo.

T.H

Flash-Eco

0

L’atelier sur l’auto-évaluation des besoins et des priorités en matière de facilitation des échanges s’est tenu hier au Carlton. Un atelier dont l’objectif est de déterminer aussi bien le niveau global d’exécution des mesures prévues par l’accord sur la facilitation des échanges par Madagascar, mais surtout de faire ressortir les différentes mesures classées dans trois catégories. Nous en reparlerons.

R.Edmond