Teny Ambatolampy Tsimahafotsy, ny alatsinainy maraina, no niantso ny zandarimaria teny an-toerana ny Ben’ny tanàna fa nisy olona nahita fonosan-javatra mampiahiahy tao anatin’ny trano iray fivarotana anana, izay tsy misy varavarana. Nisahotaka ny iray tanàna mandra-pahatonga ny manam-pahaizana manokana amin’izany. Vao tonga ireto farany dia natao ifotony ny fizahana, tsy nety nipoaka anefa ilay izy ary teo vao notomorina akaiky ilay fonosana nijerena marina izay tao antiny, rehefa novahana ary ilay izy dia hita tao ny transfo radio roa, transistor iray, batterie 9v iray ary finday tsy misy marka sy batterie, izay anisan’ireo fitaovana ilaina amin’ny fanamboarana baomba vita tanàna. Marihina fa tsy feno ny fepetra amin’ny hipoahan’ity fonosan-javatra ity ary dia efa mila ho isan’andro izao ny fahitana azy itony, izay apetrak’ireo mpampihorohoro eny anelakelan-trano rehetra eny. Somary niavaka kely amin’ny mahazatra indray ity, satria dia nataony tsy feno ireo fitaovana madinika mahatonga ny fipoahana. Araka ny fanadihadiana teny an-toerana moa dia ny “charge” no tsy feno tamin’ilay izy, ary mbola manamafy ny eo amin’ny mpitandro ny filaminana fa tokony ho mailo hatrany ny vahoaka eo am-pahitana fonosana na zavatra mampiahiahy fa tsy hangatak’andro. Tena fampihorohoroana marina ary ve sa sangy ratsy?
Raha ny fahitana azy aloha dia toa olona iray ihany no manamboatra azy ity, satria toa mitovitovy daholo ny fomba nanamboarana azy ireto. Tsy hay marina anefa hoe inona no tanjona? na koa fahafinaretana ny hampisahotaka ny mpiara-belona fotsiny ihany. Efa mandeha moa ny fanadihadiana amin’izao raharaha izao ka ny ampitso no hamaly izay ahiahy rehetra izany.
Les villes doivent jouer leurs fonctions économiques pour développer l’économie.
Les villes doivent jouer leurs fonctions économiques pour développer l’économie.
Avec ses partenaires techniques et financiers, Madagascar s’est toujours concentré sur le développement rural. Cette démarche n’a jamais réussi, car les objectifs escomptés n’ont pas été atteints. Il faut reconnaître que des imperfections doivent être corrigées dans la structure territoriale de l’économie nationale.
Plusieurs raisons ont été citées comme cause de la défaillance des stratégies de développement, qui, a priori, semblaient toutes prometteuses. Mais la structure territoriale est évoquée rarement, alors qu’il s’agit, pour les spécialistes d’un paramètre déterminant. Dans la Grande Ile, même les villes sont des éléments du territoire encore mal connus et mal valorisés. Même les statistiques sont insuffisantes, dans la détermination des villes, dans l’optique administrative. En effet, 79 Communes ont aujourd’hui le statut de Commune urbaine. Mais les études réalisées dans l’élaboration du SNAT (Schéma national d’aménagement du territoire) réalisé l’année dernière, ainsi que dans l’Atlas urbain à l’occasion du 1er Forum national Urbain de mars 2013 ont indiqué 150 centres urbains à Madagascar.
Inadéquate. Les stratégies de développement proposées par les dirigeants qui se sont succédé depuis l’indépendance ont leurs points communs. Des ressemblances qui traduisent certainement une rationalité de leurs concepteurs. Mais pourquoi ces politiques n’ont pas fonctionné comme prévu ? Pour le directeur général de l’Aménagement du Territoire (DGAT), Tiana Randrianasoloarimina, c’est parce que le pays a toujours gardé la structure coloniale dans l’armature urbaine nationale. Cette structure a pourtant été conçue pour servir les intérêts des colons. A plus d’un demi-siècle d’indépendance, cette structure n’a pas encore changé et on réclame toujours la refondation du pays, après plusieurs crises. « A l’aube de l’indépendance, chaque pays remodèle sa structure économique pour l’intérêt du pays. Pour Madagascar, cette étape a perduré depuis plus de 54 ans. Il faut régler une bonne fois pour toute cette restructuration », a soutenu le DGAT.
Démographiques. Durant la colonisation, les produits de Madagascar étaient exportés à l’état brut, pour être valorisés en Europe. Aujourd’hui, presque tous nos produits d’exportation ne contiennent toujours pas de valeur ajoutée. En effet, les productions dans les zones rurales se poursuivent, mais la défaillance se situe surtout dans le secteur secondaire et tertiaire. Les activités de transformation et de services qui sont génératrices de valeurs ajoutées sont plus florissantes dans les villes, si l’on se réfère aux pays développés. C’est d’ailleurs ces activités qui font d’une zone, une ville. Malheureusement, les villes malgaches sont, avant tout, des agglomérations démographiques avec un niveau d’équipement faible, et des fonctions banales sans rapport avec la masse de la population. De plus, le dynamisme est souvent basé sur des activités urbaines traditionnelles comme l’administration, la fonction portuaire pour le cas des villes côtières, le commerce élémentaire qui n’induit aucune création de valeur, etc. La majorité de cette population qui travaille dans le secteur privé opère dans l’informel.
Corrélation. Avec le bilan de ces cinq décennies, on peut dire qu’une corrélation existe entre les échecs récurrents du développement rural et les faibles épanouissements des centres urbains, et vice versa. Le problème territorial du pays est un problème structurel ou conjoncturel ? Il est bien manifeste qu’il s’agit d’un problème conjoncturel, ainsi la réponse devrait être structurelle. « Il serait judicieux de développer notre territoire national, régional en misant un effort particulier sur nos villes. Donnons aux villes les moyens qu’il faut pour qu’elles puissent nous servir comme pôle structurant. Investir dans une partie des finances dans les villes devrait permettre un accroissement du PIB », a affirmé le DGAT. Bref, la négligence de certains secteurs comme le secteur urbain a handicapé la croissance de l’économie malgache. Cette imperfection doit être corrigée pour être plus efficient dans les stratégies à venir. Nous en reparlerons…
Les inscriptions continuent! Destiné à tous les amateurs et amoureux de la photographie, le concours photo organisé par la BMOI reste ouvert jusqu’au 15 mars. Cette troisième édition porte sur le thème « A deux ». « Il pourrait s’agir de la nature, d’animaux, de personnes… tant qu’il s’agisse de deux éléments qui ne peuvent exister l’un sans l’autre, qui vivent l’un pour l’autre ou partagent tout simplement un instant… C’est au photographe de voir, du moment que ça concerne le thème imposé », explique Fanoa Andriantsoa. Le concours étant ouvert, non seulement aux photographes de la Capitale mais également de Diégo, Sambava, Antsirabe, Nosy Be, Tamatave et Majunga, les bulletins de participation peuvent être retirés dans les alliances françaises de chaque ville. Les photos sélectionnées feront l’objet d’une exposition régionale dans les alliances françaises du 24 mars au 5 avril. L’exposition finale des 65 meilleures photos se tiendra par ailleurs dans le Hall de la Gare Soarano du 9 au 18 mai, tandis que les résultats seront proclamés le 16 mai. Il reste encore une dizaine de jours, alors n’attendez plus ! Mahetsaka
Nivezivezy toeram-pitsaboana telo ity rangahy ity vao tena noraisina an-tànana ny momba azy. Tao ny hopitaly tsy nisy fitaovana, tao ny hopitaly nihidy “cadenas”…manara-penitra.
Teo amin’ny faritry ny lohany no notsatohana antsy ka nahatonga azy ho lavo tamin’ny tany, ny alin’ny alahady teo. Ny olona sendra nandalo no nahita azy ka nanao izay ho afany mba nitondràna azy teny amin’ny hopitaly. Ny indro kely dia nihidy soa aman-tsara indray ny hopitaly manara-penitra. Voatery nentina teny amin’ny toeram-pitsaboana tsy miankina teny Ambohibao. Noho ny zava-nanjo azy anefa, ary koa noho ny fahaverezan-drà be loatra, dia tsy maintsy nentina teny amin’ny Hjra indray ilay lehilahy. Nampiana rà ary nentina tao amin’ny sampana famelomana aina, dia natao izay rehetra hanavotana azy. Mbola niady tamin’ny fahafatesana tanteraka izy omaly maraina, raha araka ny fitantaran’ny loharanom-baovao teo anivon’ny hopitaly. Ny olana aminy anefa dia sady tsy nisy vola tany aminy no tsy fantatra ihany koa ny fianakaviany. Toe-javatra izay tsy tian’ny toeram-pitsaboana eto amintsika loatra, satria lasa mitontona any amin’izay mandray azy eo ny mety ho rihitra rehetra rehefa nekena ny nandray ny marary. Mifanohitra tanteraka amin’ny antom-pisian’ny hopitaly raha atao bango tokana. Ity rangahy ity aza dia mba azo lazaina fa tsara vintana ihany satria noraisin’ny toeram-pitsaboana ny fanavotana ny ainy, izany dia avy amin’ny alàlan’ny petra-bola manokan’ny hopitaly, na ny “fond d’équité”. Isan’ny tokony hifantohan’ny fitondràna ankehitriny ny “vonjy aina”. Ny zava-misy mantsy ankehitriny dia mifampijerijery fotsiny ny olona sisa rehefa mahita olona miady aman’aina eny an-dàlana eny. Ny antony dia noho ny fahafantaran’izy ireo fa hitontona any aminy ny rihitra rehetra. Ny mpamonjy voina aza rehefa antsoin’ny olona tsotra, rehefa misy tranga toa izany, dia manontany tsara raha hanaraka ilay mpiantso na tsia. Rehefa tsia ny valiny dia malaina ny mihetsika izy ireo. Torak’izany ihany koa ny tranga rehefa tonga eny amin’ny hopitaly : rehefa tsy misy vola hividianana fanafody avy hatrany na koa tsy misy mpanaraka dia matetika miandry mana avy any an-danitra eo fotsiny. Efa nisy aza ny narary maty ho azy tao an-tokotanin’ny toeram-pitsaboana vokatr’izany tsy fisiana izany. Dia avela hojerena fotsiny toa izany hatrany ve ny olona miady aman’aina rehefa tsy misy vola sy tsy misy havana? Tsiahivina fa efa sokajiana ao anatin’ny heloka ny tsy fanavotana olona mila vonjy…
Gaga ny iray fiangonana. Tsy hay izay nahazo an’ity rangahy iray 32 taona nalana devoly tamina fiangonana zandriny iray tany Toliara ny asabotsy teo. Nizihitra be ny tenany ary latsaka hatramin’ny malotony, izay nihosina tanteraka taminy. Araka ny loharanom-baovao voaray dia nijoro ho vavolombelona tamin’ireo mpino tao amin’ity fiangonana sekta iray ity izy, fa mpisotro toaka be sy mpampijaly ny vady aman-janany, ka nangataka vavaka mba hialany amin’io. Namokovoko nivavaka ho azy ny iray fiangonana. Nandeha ny fanalana devoly, nanomboka nihetsika sy nihizitrizitra ilay raim-pianakaviana. Nitrosona tamin’ny tany izy, ary niholakolaka tahaky ny bibilava. Nanomboka nivoaka farora-bava avy eo ary tsy nahatsiaro tena intsony, dia izao nohosina ny malotony izao nony farany.
Tamin’ny angom-baovao no nilazan’ny mpino sasany tao amin’ity fiangonana ity fa nahita ny endrik’ity lehilahy ity ho niova tahaky ny devoly misy tandroka raha nivoaka ny fanahy ratsiny. Ny alahady teo dia niverina nivavaka ny tenany ary nilaza fa nanomboka nihamaivana ny fiainany, ary “azoko antoka” hoy izy, “fa ho afaka amiko tanteraka ireo fanahy ratsy nangeja ahy hatramin’izay”. Marihina fa ao Toliara ao dia mitsiry toy ny anana sy ahitra etsy sy eroa itony karazana fiangonana itony. Misy amin’ny mpitarika amin’izy ireny no manao fandemen-tsaina ny mpinony manangon-karena fotsiny. Na izany aza, misy sasany kosa maharesy lahatra olona, satria betsaka ny niala tamin’ny fahazaran-dratsy, ka lasa olom-baovao modelin’ny fiaraha-monina.
Le Comité pour la Réconciliation Nationale (CRN), par le biais de Tabera Randriamanantsoa, persiste et signe sur l’importance de la réconciliation nationale. L’ancien ministre de la Fonction Publique estime même que le CRN devrait supplanter le FFM. Etant donné, a-t-il dit, que le premier a bien existé avant le second (en 2002), et que c’est la Feuille de route qui a été à l’origine du FFM. « Il doit disparaître également vu que la Transition arrive à son terme », a-t-il fait remarquer. L’ancien ministre de la Fonction Publique lance aussi un appel à l’endroit du nouveau président de la République. « Désignez le Premier ministre et vos proches collaborateurs ».
Un manifeste. Par ailleurs, Tabera Randriamanantsoa a annoncé, hier, à l’Espace Kintana à Mahazoarivo que le CRN va sortir un manifeste très prochainement. A cet effet, les représentants du CRN au niveau des six provinces vont se réunir au dit Espace durant deux jours (hier et aujourd’hui). Mais ce qui a un peu frappé dans les déclarations de ce membre du CRN lorsqu’il dit : « Nous ne sommes pas encore une Nation ». On ne sait pas vraiment où est-ce qu’il voudrait en venir ? Dans tous les cas, il y aurait peut-être de plus amples explications dans le manifeste que le CRN aurait l’intention de sortir. Notons que la journée d’hier a débuté par un culte œcuménique. Et qui a vu la présence du professeur Paul Rajaonarivelo, du Gal Ferdinand Razakarimanana et de Norbert Razafimbelo.
Jeudi, en plein marché de Mahamasina, au Palais des Sports, les amoureux du sport auto vont élire à 10 heures leur président. Rakotofiringa Jimmy Bebe est candidat à sa propre succession. En face, il y aura la S.G. Sandy Solofonirina candidate elle aussi. Le système de vote de la fédération malgache de sport auto est un système à suivre de près, car il évitera bien des problèmes de genre candidat unique en football. Il peut être applicable à plusieurs disciplines sportives en ce moment pour inciter à la vulgarisation. En tout, il y aura 25 voix à partager, 1 voix pour 10 licenciés. Les chances se valent quant on sait que Bebe n’a pas vraiment foncé en « propagande » et que Sandy se propose présidente sans staff pour le moment. Ce sera aussi une élection Asatana – Fmmsam contre le reste des clubs. Mais comme le vote est secret, le décret des urnes attendra jeudi. Et il y aura des surprises.
Fanafihan-jiolahy mirongo basim-borona no niseho tao Ambohimigadona-Antsirabe, ny sabotsy lasa teo. Nanao andiany ireto malaso, izay mananika ny fito ambin’ny folo any, ka tonga dia namantana teny amin’ny vala nisy ireo omby. Navoaka’izy ireo ny amby ary avy hatrany dia nirifatra nandositra izy ireo. Tsy ela anefa dia vorilanona ny fokonolona sy ny zandary miisa enina. Avy hatrany dia natao ny fanarahan-dia ka tsy mbola lasa lavitra ireto dahalo dia efa tsinjon’ireto mpanaraka, efa somary nihataka ny tanàna anefa ireto malaso ary ny tena olana dia efa nahavita niampita ny renirano izy ireo ka voatery najanona ny fanenjehana. Ny andro rahateo koa efa somary maizina no niampy orana mijojo.
Sarotra be ny fisamborana satria ao anatin’ny haizaina sy ny orana ka raha mbola misisika ny hanaraka ihany dia mety hisy ny fitifirana avy amin’ireto olon-dratsy ka izay no nahatonga ny zandary hanapa-kevitra hiato, mba hisorohana ny fahafatesana. Efa mandeha moa ny famotorana amin’izao fotoana izao, ireo omby kosa dia lasan’ireo dahalo avokoa.
Une grande première pour Mar’na et Berto ! Formé en 2012 en Bretagne, ce duo atypique ne s’est jamais produit à Tana, et encore moins à Mada. Et pourtant, ils ont déjà représenté la Grande Ile lors du fameux festival de l’Ile de Groix et prépare actuellement leur premier album. Le concert qu’ils donneront au Buffet du jardin ce soir sera donc l’occasion pour les mélomanes et le public malgaches de découvrir leur musique. Originaire de Marovoay, Mar’na enregistre son premier album solo en 2010. Opus auquel ont collaboré plusieurs amis rencontrés sur le chemin de la musique, dont Berto. Ce dernier, aussi connu sous le nom de Seva, porte en lui la vibration de sa région natale, Fort-Dauphin. Artiste complet et mandoliniste virtuose, il fait également membre du fameux « Ny Malagasy Orkestra ». Ce soir en duo, Mar’na et Berto vont rencontrer le public malgache… en grande première !
La première Agence de Microfinance (PAMF) a ouvert officiellement son premier Centre Régional le mercredi 19 février 2014, en présence des membres de son Conseil d’Administration, dont M. Mwaghazi Mwachofi, Directeur Général D’Akam à Genève, principal actionnaire de la PAMF, ainsi que de ses partenaires, l’Agence Française de développement et Prosperer.
Respectueuse des normes. Un bâtiment flambant neuf équipé de toutes les infrastructures dignes d’une grande banque prouvant la volonté de la PAMF, Institution financière de microfinance de faire preuve de respect envers sa clientèle essentiellement du monde rural. « Aga Khan Agency For Microfinance (AKAM) met un point d’honneur à traiter avec égard sa clientèle provenant essentiellement du monde rural, en lui offrant des bureaux dignes d’une banque répondant aux normes de confort et de qualité de service » a déclaré Jean-Lorenz Ehrentrant, Directeur Général de la PAMF. Une déclaration confirmée par Francis Blaise, Directeur National de Projet et Coordonnateur National de la Microfinance à Madagascar qui a déclaré dans son discours d’inauguration que la PAMF est une institution de microfinance respectueuse des normes. « Nous sommes heureux de cette initiative de la PAMF d’avoir créé un Centre Régional moderne » a notamment souligné M. Blaise Franics Rajoelina, ajoutant que « ce genre d’initiative correspond à la stratégie nationale de la finance inclusive ».
13 agences. En effet, la particularité de la PAMF est d’avoir lancé en 2006 ses activités en milieu rural, notamment dans le grand Nord avant de s’installer en ville. Actuellement, la PAMF est présente à travers 13 agences. « Notre ambition est d’être présente à terme sur l’ensemble du territoire » selon le Directeur Général de la PAMF. En attendant, la PAMF apporte ses services à 60 000 déposants et à 30 000 emprunteurs. La PAMF est également créatrice d’emplois avec un personnel de 350 salariés offrant à la clientèle un accueil et des services de qualité. Par ailleurs, la PAMF assure le paiement des salaires de plusieurs milliers d’enseignants dans la région de la Sofia. « En mettant en place le Centre Régional d’Antsohihy, nous sommes maintenant en mesure de mettre en œuvre une meilleure coordination des équipes ». La clientèle de la PAMF, notamment celle des riziculteurs, ne peut que se féliciter des services de qualité au moindre prix dont ils bénéficient. En effet, selon la volonté de Son Altesse l’Aga Khan, la PAMF pratique les taux d’intérêts parmi les plus bas du secteur de la microfinance à Madagascar.
Développement rural. En complémentarité à l’offre de services financiers, AKDN (Aga Khan Development Network) apporte aux agriculteurs un appui technique afin d’améliorer la production de riz et sa qualité. C’est là le rôle du Programme de Développement Rural de la Fondation Aga Khan qui prodigue avec efficacité leurs conseils aux paysans « Depuis le début en 2005, nous avons encadré 20 000 paysans riziculteurs afin d’augmenter leur production » déclare Cheraly Pinou, président du Programme de Développement Rural de la Fondation Aga Khan. Un programme qui n’a cessé d’apporter du savoir-faire aux paysans bénéficiaires. Ainsi, de 1,8 tonne en 2005, le rendement rizicole atteint 5 tonnes à l’hectare en moyenne dans les zones d’intervention du Programme. Au total, AKDN facilite d’une part l’accès des paysans au crédit, et d’autre part les aide également à améliorer leur productivité, contribuant ainsi à l’amélioration de la qualité de vie dans le monde rural.