- Publicité -
jeudi, octobre 15, 2026
- Publicité -
Accueil Blog Page 11972

Betafo: Lehilahy nahatratrarana basy mass 36 sy poleta iray ary moara

0
Sary : F/J 13/11 – Tsy manana taratasy hitazonana basy ity olona ity.
basy
Sary : F/J 13/11 – Tsy manana taratasy hitazonana basy ity olona ity.

Lehilahy iray indray no vosambotry ny zandary nandritra ny fampandrian-tany natao taorian’ny fifidianana ny 25 oktobra lasa teo. Tratra niaraka tamin’ity lehilahy iray ity ny basy mahery vaika iray marika Mass 36 niaraka tamina bala  3 ka ny iray efa nipoaka. Tao  Ankonohono fokontany Lazarivo kaominina Andrembesoa distrikan’i Betafo no nahatratrana ity lehilahy nitazona basy ity. Fantatra fa basim-panjakana fampiasan’ny mpitandro filaminana moa io basy io ary mbola nahitana basy poleta iray  vita gasy hafa ihany koa tao aminy. Tsy manana taratasy fahazoandàlana hampiasa basy ity ranamana ity ary voamarina tamin’ny fanafody gasy tratra tao aminy fa dahalo izy. Marihana fa moara karazany valo no hita tao aminy niaraka tamin’ireo fitaovam-piadiana mahery vaika ireo. Ny fanadihadiana no ahafantarana ny tena marina fa ny fantatra  aloha dia miandry ny fitsarana azy any am-ponja ity voasambotra ity. Araka ny fampitam-baovan’ny zandarimariam-pirenena nambaran’ny Lt Lovasoa tompon’andraikitry ny serasera eo anivon’ny zandarimaria eto Vaikinankaratra dia vokatry ny hetsika natao nanomboka ny 4 novambra lasa teo,  entina hampandry fahalemana ny mponina indrindra fa amin’iny faritra atsimo andrefan’I Vakinankaratra izao vokatra izao. Anisan’ny asa atao amin’izany ny fanamarinana ny taratasy fahazoandàlana mitazona basy sy ny fanarahamaso ireo toerana mafampana. Notsipihany fa fanomezam-baovao avy tamina olon-tsotra tsara sitrapo no nahatratrana ity dahalo ity. Nanentana ny vahoaka hatrany moa ity farany amin’ny fiaraha-miasa sy fifanomezam-baovao raha vao misy mampiahiahy  eo amin’ny fiarahamonina fa hotazonina ho tsiambaratelo hatrany izany.

Andry N.

Tapatapany

0

#- Fitsarana. CT Hilarion, amin’ny zoma ny didy. Omaly no niakatra teny amin’ny fitsarana Anosy ny CT Hilarion ,izay voasambotra tamin’ny herinandro lasa teo. Nampangaina izy tamin’izany fa nitaona olona hikomy sy nanao fandrahonana ho faty. Rehefa teny amin’y tiribonaly moa dia voalaza fa tsy nisy ny mpitory azy. Araka izany, amin’ny zoma ho avy izao no hivoaka ny didy mikasika ity raharaha ity.

 

# – Anosibe. Mpivarotra voatafika. Omaly maraina be tamin’ny 3 ora , jiolahy  telo no nanafika mpivarotra teny Mandrangobato Anosibe. Nopotehan-dry zalahy ny varavarana ary avy eo izy ireo no niditra. Nambanany basy ny tompon’ny trano ary notereny hanome azy ny vola. Lasa tamin’izany ny480 000 ariary. Raha vao azony izany dia lasa nandositra izy ireo.

 

# – Maharidaza. Lozam-pifamoivoizana. Afak’omaly efa hariva, nisy lozam-pifamoivoizana niseho teny Maharidaza tamin’iny lalam-pirenena faharoa iny. Fiara nitondra fianakaviana avy nandevina tany Mantasoa no nivoaka ny làlana ary nandona andrintany. Vokatr’izany, naratra avokoa ireo olona 20 tao anatiny.

 

nangonin’i r.s.

Andrefan’Ambohijanahary: Vehivavy maty nihinana poizina famonoana alika

0

Omaly antoandro no nahitana fatim-behivavy iray tokony ho  65 taona eo ho eo teny amin’ny faritr’ Andrefan’Ambohijanahary aty ambadiky ny hopitaly Befelatanana. Fahafatesana fahafaha izy ity, satria nitsovaka ny vavany sy ny ati-vavany. Voalazan’ny vaovao re teny an-toerana fa ankeviny nihinana poizina famonoana alika ity ramatoa lehibe ity. Izy moa dia ireny olona mpitsindroka eny amin’ny fanariana fako ireny. Ny loharanom-baovao hatrany koa no nahalalana fa tamin’ny alatsinainy no nisy ny famonoana alika teny an-toerana. Maromaro ny alika maty tamin’izany famonoana izany. Fa mikasika ity fahafatesana ity, ny alin’ny alatsinainy io dia maro ny manodidina no nahare azy toa niantso vonjeo nefa moa  tsy nisy nanohina izany antsony izany. Omaly maraina mbola hita tao anaty tatatra ity olona ity. Nisy ny nampiakatra azy teo amoron’ny arabe ,saingy tsy nisy niantso mpamonjy voina na nanatitra azy tany amin’ny hopitaly, izay tsy dia lavitra loatra teo amin’ny toerana nahitana azy. Rehefa antoandro dia maty ilay vehivavy. Nahavariana ny mpandalo koa ny nahita zavatra niloko volomparasy feno fatin-dalitra be dia be teny amin’ny toerana maro.

 

r.s.

 

Travail à l’étranger: Ar 800 millions empochés par un escroc

0

Il écope déjà d’une incarcération à la prison d’Antanimora. Mais hier, il a encore été jugé au tribunal correctionnel à la suite d’autres plaintes déposées par des particuliers. Ces derniers disent avoir été victimes d’escroquerie de Naina. Il persuade les gens qu’il trouve des boulots, qui plus est, bien payés. Les pays d’accueil indiqués sont l’Australie, le Canada et l’Allemagne. Dossiers à l’appui, il arrive à appâter facilement ses cibles. Du visa au billet d’avion en passant par le certificat de travail, Naina rassure ses  « clients » qu’il est en mesure de tout faciliter. Il demande un acompte variant entre 1,6 à 4.4 millions d’ariary. Une fois la somme empochée, il s’éclipse. Et il a pu soutirer la somme de 800 millions d’ariary à travers cette manœuvre.

 

Didi R.

Digue: Choc frontal – deux blessés

0

Deux voitures ont fait un tonneau avant de finir leur course dans la rizière. Un excès de vitesse, a-t-on appris de source policière. Le bilan a fait deux blessés dont un grave. Il a fallu tirer le chauffeur du camion, complètement immobilisé, des décombres de sa voiture.  Cet accident de circulation, l’énième du genre sur la route Digue, s’est produit à hauteur d’Ambohihady, hier vers midi. Avant de se percuter, les deux voitures ont heurté une autre qui, avec la violence du choc, a eu toute la partie avant abimée. L’accident n’a pas été sans impact pour la circulation. Un embouteillage monstre s’est du coup formé et longe toute la route Digue.

 

Didi R.

Zandary sy polisy voatifitra, hita tao anaty rano ny fatiny

0

MANJA. Mbola mitohy ny fikarohana ireo malaso hatran’izao.

Rehefa nokarohana nandritra ny andro vitsivitsy, dia hita tao anaty lakan-dranon’i Tandrano, kilometatra vitsivitsy miala ny tananan’i Manja ny vatana mangatsiakan’ilay zandary iray sy polisy iray tsy hita popoka nandritra ny fifandonana tamin’ireo malaso 80 lahy ny 9 novambra lasa teo tany Manja. Raha araka ny vaovao azo avy any an-toerana dia navalany rano ny vatana mangatsiakan’izy mirahalahy ireto, ka tany amin’io faritra io vao hita. Mbola hita teny amin’izy ireo kosa anefa ny basy sy ny fitaovam-piadiana ary ny entana nentiny. Rehefa nanao fizahana ny mpitsabo dia hita fa voatifitra ireto mpitandro filaminana ireto, ary basim-borona no nampiasain’ireo namono azy. Fantatra fa zandary mitondra ny gradina “gendarme principal de 2ème classe (GP2)” ny iray ary polisy “brigadier en chef” kosa ny faharoa, ary samy miasa any an-toerana avokoa ry zareo ireo ary samy voatendry tamin’ity asa fikarohana ireo mpangalatr’omby ity. Taorian’ny fizahana ifotony natao  dia nalefa avy hatrany any Manja ny vatana mangatsiakan’ireo mpitandro filaminana ireo.

Raha tsiahivina dia nitrangana halatr’omby tany an-toerana ny 4 novambra lasa teo. Omby  200 tany ho any no lasan’ny malaso  80 lahy ary mirongo basy. Nanao fanarahan-dia avy hatrany ny fokonolona sy ny mpitandro filaminana izay nahitana miaramila, polisy ary zandary. Hitan’izy ireo tao amina kizo iray fanafenan’ny dahalo omby ny 41 tamin’ireo very. Nizara roa avy eo ireo mpitandro filaminana ka ny ampahany voalohany nitondra ny omby niverina an-tanàna ary ny ambiny kosa nanohy ny fikarohana ireo dahalo. Tamin’izay indrindra anefa no nanararaotan’ireo malaso nanafihana ireo mpitandro filaminana nitondra ny omby niverina, izay efa vitsy an’isa. Raikitra ny fifanjevoana ka tsy hita popoka ireo mpitandro filaminana roalahy ireo. Efa andro vitsy taty aoriana vao izao hita faty tany amin’ny lakan-dranon’i Tandrano izao. Hatramin’izao dia mbola mitohy ny « opération » ataon’ny mpitandro filaminana any an-toerana, ary efa nisy ihany koa miaramila maromaro nalefa hanampy azy ireo mba hamongorana hatramin’ny fotony ity asan-dahalo mampijaly ny vahoaka any an-toerana ity.

 

Aina R.

Antehiroka: Une villa…enclavée!

0

La maison est neuve, classe et se situe dans une enceinte verdoyante. Le seul hic, aucune voie pour y entrer. C’est un voisin de bonne foi qui a accepté de prêter une servitude de passage et ce n’est que jusqu’à la fin de cette année. Après, ses occupants seront donc obligés d’escalader la clôture pour entrer dans la villa. Une image qui est loin d’être caricaturale si la justice ne réagit pas comme elle se doit, explique Raveloarisoa, la propriétaire. Le problème trouve son origine sur un litige foncier.  Elle explique : « Nous avons acquis le terrain en 1992. Nous avons suivi toutes les procédures requises avant la construction. Dans le plan qui a d’ailleurs été approuvé par le service des domaines que la route se situant devant la maison est un sentier public. La matrice des domaines vers 1959 l’approuve également. Plus tard, grande fut la surprise lorsqu’on nous a notifié que ce sentier devient privé et appartient à l’un des voisins. Après une longue bataille judiciaire, le dossier est d’ailleurs en cours à la cassation, le portail a été clôturé. Elle continue dans la foulée qu’une doléance a été déposée auprès du ministère de l’aménagement du territoire. Et finalement, le propriétaire de la villa a eu gain de cause lorsque ledit ministère a ordonné l’expulsion du voisin sur une portion du sentier public. Le présent arrêté a stipulé d’ailleurs de rétablir les lieux dans un état antérieur. Une décision qui ordonne ainsi la démolition de la clôture dans un délai d’un mois. Le délai écoulé, la démolition a été prévue hier en présence d’un huissier de justice. Mais lorsqu’une missive de la cour d’appel débarque en même temps, le projet tourne au vinaigre. Tout le monde rentre bredouille et s’interroge s’il n’y a pas empiètement administratif dans le traitement de cette affaire. La question se pose comme elle se doit lorsqu’un arrêté du ministère de l’aménagement du territoire, qui a d’ailleurs été déjà inscrit dans le journal officiel, a été levé par une lettre de la justice. Et dans tout ce méli-mélo, la villa reste enclavée.

 

Didi R. 

Antsirabe: Nirefotra ny basy tao amina karaoke

0

Mpiambina toerana fanaovana karaoke iray eto Antsirabe no nosamborin’ny polisy avy amin’ny BC Antananarivo ny Alatsinainy hariva 11 Novambra lasa teo. Hatairana ny an’ny olona nandalo raha nandre ny fipoakana basy in-droa nisesy  tao amina toerana iray fanaovana karaoke eto Antsirabe ny Alatsinainy hariva lasa teo. Tsy fantatra mazava tsara hatreto ny tena antony nipoahan’ny basy ,satria tsy nisy fifandoanana na endrika fanoherana nandritra ny fisamborana. Tokony ho tamin’ny 5 ora tany ho any moa no nandrenesana ny poa-basy. Nambaran’ireo polisy fa  manana basy poleta ity mpiambina  ity ka izay no antony nisamborana azy. Mpiambina no anton’asany, tsy nisy nahafantatra ny mpiara- miasa aminy
sy ny olona tao an-toerana nandritra ny fisamborana raha tsy efa nahita ny polisy nanao be miditra ny karaoke. Rehefa hitan’ireo polisy moa ity lehilahy ity dia nosamborina ary avy hatrany dia nampidirina tao anaty fiara, voalaza fa mbola misy namany hafa ihany koa karohina ankehitriny.
Andry N.

AMBATOLAONA: Valo mianaka may kila tao an-trano

0

Nitrangana hain-trano mahatsiravina tany amin’ny tanànan’Antandrona, any Ambatolaona – Manjakandriana afak’omaly, tokony ho tamin’ny 9 ora maraina. olona valo mianaka anatina fianakaviana iray no indray namoy ny ainy tao anatin’izany dia izy mivady 47 sy 35 taona. Ny zanak’izy ireo sasantsasany izay 9-7-6 ary iray taona sy roa volana. Niara-namoy ny ainy tamin’izy ireo ihany koa ny zafikeliny 3 taona sy roa taona. Voalaza fa fianakaviana mpanao saribao ireto niharan-doza ireto. Ary matory any an-tsaha ry zareo rehefa miasa. Araka ny fanadihadiana nataon’ny mpitandro filaminana dia doro-tanety no niatombohan’ny afo ary izao niafara tamin’ny faty olona izao. Mbola tsy fantatra aloha hatreto izay nandoro ity toerana ity, ary mbola tsy hay ihany koa raha afo niniana natao mba hamonoana azy mianakavy na dia doro tanety tsotra izao. Efa eo am-panaovana famotorana ny mpitandro filaminana avy ao Ambatolaona amin’izao fotoana izao mba hahafantarana izay tena marina amin’ity hain-trano namoizana ain’olona marobe ity. Matetika  no aharenesana doro tanety any amin’iny faritra iny noho ireo mpanao saribao marobe, ary fotoanany mihitsy izao. Ny valin’ny fanadihadiana hataon’ny zandary no hahafantarana ny marina rehetra.

 

A.R.

Jouets et produits pour Noël: Préparatifs des commerçants et des producteurs locaux

0
Les jouets commencent déjà à remplir les rayons et les magasins depuis le premier jour de novembre. Photo d’archives.

A six semaines de Noël, les premiers produits importés pour être écoulés pendant la période des fêtes sont déjà arrivés, pour les commerçants les plus prévoyants. Des tonnes de marchandises et des containers entiers sont attendus dans les prochaines semaines.  

kilalao
Les jouets commencent déjà à remplir les rayons et les magasins depuis le premier jour de novembre. Photo d’archives.

 

Jouets, décorations de Noël, produits alimentaires et boissons, produits textiles et habillement, chaussures et autres accessoires et bien d’autres… les produits d’importation en vue de faire face à la période des fêtes de Noël et de fin d’année commencent à arriver. Les opérateurs les plus prévoyants ont déjà commencé à gérer leurs stocks en vue de cette période durant laquelle les chiffres d’affaires sont généralement en hausse.

Pour les jouets en particulier, les commandes sont passées dès le mois d’avril, pour certains, au plus tard en juillet, pour être livrés et débarqués au Grand port avant la fin du mois d’octobre. C’est ainsi que dans les grands magasins, les rayons des jouets sont déjà aménagés en vue de la période de Noël et les stocks de l’an dernier commencent à refaire surface, aux côtés des nouveaux arrivages de cette année. Côté prix, les invendus de l’an dernier affichent généralement le même prix, voire un peu en dessous, lorsqu’il s’agit d’articles « passés de mode ».

 

Avoir le flair. Pour les produits fabriqués localement, les préparatifs ne sont pas non plus moins intenses pour les fournisseurs des grandes enseignes et de tous les autres revendeurs. Les produits alimentaires (foie gras, volailles, fruits de mer, charcuteries, etc…) sont les plus recherchés et les producteurs s’y préparent depuis quelques mois. Mais tout n’est pas tout rose pour ces producteurs locaux qui comptent sur la période de fin d’année pour faire grimper un peu les chiffres d’affaires. « Il faut avoir le flair pour produire la quantité suffisante et éviter d’avoir trop d’invendus, sachant qu’il s’agit de produits périssables », commente un producteur de foie gras dans l’Atsimondrano. Depuis plusieurs mois, il a établi son calendrier pour pouvoir honorer les prochaines commandes pour les fêtes. Ce qui a nécessité quelques investissements qu’il espère pouvoir amortir sous peu. Les marchands de volailles, pour leur part, partent dans le Sud durant la seconde quinzaine de novembre pour chercher eux-mêmes les dindes vivantes qu’ils prévoient d’écouler pour Noël et les fêtes de fin d’année. Certains marchands disposent déjà d’un réseau pour effectuer les achats auprès des fournisseurs et l’envoi des volailles jusqu’à Antananarivo. Le dispositif est déjà rôdé et déjà en marche en ce moment pour profiter au maximum de l’opportunité que représentent les fêtes de fin d’année. En espérant que cette année, les affaires seront meilleures que l’an dernier…

Hanitra R.