- Publicité -
vendredi, novembre 27, 2026
- Publicité -
Accueil Blog Page 9853

Vohemar : Lehilahy nahatratrarana vola sandoka 10.000 Ariary, mitentina Ar 860.000

0

Nahazo laka indray tato ho ato amin’iny tapan’ny avaratry ny nosy iny, araka ny vaovao voaray, ny fanaparitahana vola sandoka, ka misy amin’ireo olon-dratsy manadio izany. Ny asabotsy hariva teo, tokony ho tamin’ny 5 ora sy sasany, dia tovolahy iray 26 taona no voasambotry ny zandary tao anatina “bar” iray any Masonandrongo, distrikan’i Vohémar, izay tra-tehaka teo am-pisotroana toaka niaraka tamin’ny vola sandoka iray alina ariary miisa 86. Raha ny loharanom-baovao akaiky ny mpitandro filaminana dia efa ela no narahi-maso ity tovolahy ity noho ny fitarainana maro voaray, ka izao sarona izao ny asa ratsiny, raha mbola karohina kosa ny atidoha mpanamboatra ireto vola sandoka.

Eric Manitrisa

Jirama : « Une subvention de 300 milliards d’Ar cette année », selon Pierre Jean Feno, le directeur général du Trésor Public

1
Les subventions accordées à la JIRAMA sont révisées à la hausse, selon le DG du Trésor.Cette centrale thermique consomme énormément de gas oil. (Photo d’archives)
Les subventions accordées à la JIRAMA sont révisées à la hausse, selon le DG du Trésor.Cette centrale thermique consomme énormément de gas oil. (Photo d’archives)
Les subventions accordées à la JIRAMA sont révisées à la hausse, selon le DG du Trésor.Cette centrale thermique consomme énormément de gas oil. (Photo d’archives)

En 2015, cette entreprise d’Etat a consommé plus de 128 millions de litres de gas oil contre près de 93 millions de litres l’année précédente. Cela va encore augmenter avec la mise en place tout récemment des différentes centrales thermiques servant à résoudre le problème de délestage dans le pays.

Il a été prévu dans la Loi des finances Initiale 2016 que les subventions accordées par l’Etat pour la Jirama sont de l’ordre de 240 milliards d’Ariary. « Mais à la suite d’une évaluation, ce montant a été révisé à la hausse, soit de l’ordre de 300 milliards d’Ariary pour cette année. Mais c’est quand même en baisse par rapport aux subventions allouées en 2015 qui ont atteint les 310 milliards d’Ariary », a expliqué Pierre Jean Feno, le directeur général du Trésor Public, en marge de la célébration de la Semaine Mondiale de l’Argent hier au ministère de la Planification à Anosy.

Consommation de carburants. « Ce sera inscrit dans le cadre de l’élaboration de la Loi des finances Rectificative », a-t-il rajouté. En fait, d’après les statistiques publiées dans le site officiel de la Jirama, la consommation de carburants, plus précisément du gas oil, a connu une hausse en 2015 comparée à l’année précédente. Cela a atteint plus de 97 millions de litres en 2015 pour les 19 principaux sites de production d’énergie de la société éparpillés dans tout Madagascar, contre près de 73 millions de litres en 2014. Si l’on ajoute à cela la consommation des autres sites, plus de 128 millions de litres de gas oil ont été utilisés l’an dernier. La mise en place des différentes centrales thermiques fonctionnant au gas oil comme celle d’Antanandrano qui a été transférée à Behenjy, celle d’Aggrecko et bien d’autres dans le dessein de résorber à court terme le délestage ne fait qu’augmenter ce volume de consommation de carburants.

Résultat d’audit. Cependant, le Syndicat Autonome des Travailleurs de la Jirama (SAT/Jirama a déjà dénoncé que cette mesure n’est pas une solution adéquate pour améliorer la gestion de l’entreprise. Il a suggéré entre autres l’installation d’une centrale thermique fonctionnant au charbon de terre qui est basée à Moramanga, à titre de transition énergétique avant de se lancer dans les énergies renouvelables. La publication des résultats d’audit de tous les contrats des fournisseurs d’énergie, de carburants et de pièces de rechange de la Jirama de manière transparente constitue également un élément important pour redresser l’entreprise, selon ce syndicat. Cela fait également partie des recommandations des bailleurs de fonds.

Gouvernance et corruption. Notons qu’à l’issue de la mission d’une équipe du FMI (Fonds Monétaire International) dirigé par Marshall Mills, celui-ci a déclaré que l’exécution du programme de référence conclu avec Madagascar en fin décembre 2015 a été globalement satisfaisante. Mais d’importants défis restent à relever. « Il est important de maintenir des orientations budgétaires prudentes, entre autres, en améliorant la gestion de la JIRAMA, en évitant de nouveaux arriérés et en s’assurant de la soutenabilité de la dette publique. Les progrès dépendront fortement de l’amélioration de la gouvernance, y compris la lutte contre la corruption, pour assurer que les réformes soient effectivement mises en œuvre et portent des fruits », a-t-il conclu.

Navalona R.

Moramanga : Misandoka ho mpiasan’ny faritra mitaky vola amin’ireo mpitrandraka vato

0

Tsy tahotra tsy henatra ny an’ity lehilahy iray izay mianjaika sy lava ranjanana ity izay, nisoloky ho mpiasan’ny faritra Alaotra Mangoro, mitaky tamberim-bidy amin’ireo rehetra hiditra hitrandraka vato ao Mangarivotra Moramanga, ary dia voafitaka avokoa ny rehetra satria manana taratasy sandoka izy, izay misy sonian’ny lehiben’ny faritra araka ny voalazany, manana « orde de mission » sandoka ihany koa ity lehilahy ity. Efa betsaka ireo voafitaka sy efa nahazaoany vola be, eny fa na ireo mpitondra varimbariana aza dia voafitaka. Niely hatraty amin’ny renivohitry ny faritra izany fihetsika izany ka nandraisan’ny lehiben’ny faritra ny Dr Raminoarison Honoré andraikitra ka naniraka mpitandro ny filaminana nisambotra ity lehilahy ity. Rehefa nosavaina ny tany anatin’ny malety izany nentiny dia nahitana fanafody gasy maromaro sy fitomboky ny faritra hosoka ary fitomboka hafa. Mandeha ny fanadihadiana amin’izao fotoana izao, ary mampitandrina ireo mpisoloky ny faritra fa hentitra amin’ny fandraisana andraikitra. Efa noroasin’ny fanjakana rahateo ireo mpitrandraka tsy aradalana ireo, hoy ny fanazavana.

                                                                                                                         Janus R

Mananara Avaratra : Lakana motera nivadika, vehivavy roa maty

0

Vokatry fivadihan’ny lakana mandeha motera nitondra mpandeha sy entana marobe eto anelanelan’ny Masoala sy Imorona, 40km miala ny distrikan’i Mananara, ny akamisy lasa teo,  dia vehivavy roa no maty, olona 15 hafa avotra soa aman-tsara, ka anisan’izany ny tompon’ny lakana. Araka ny vaovao voaray dia ny zoma teo vao hita ny razana iray. Raha ny vaovao voaray hatrany dia noho ny vesatra be loatra nentin’ity lakana avy any Soanierana Ivongo ho an’ Imorona ity no nahatonga ny loza.

Eric Manitrisa

Tana : Fipoahana tsy fatam-piaviana nampikorotan-tsaina

0

Na ny mpitandro ny filaminana aza vaky vava. Nokarohina ny fiavian’ilay fipoahana ary tsy hita mihitsy. Ny teny amin’ny tanàna ambonin’andrenivohitra no tena naheno ny akon’izany. Ny alin’ny alahady hifoha alatsinainy teo no nirefodrefotra, tsy fantatra mihitsy hatreto na basy na tsipoapoaka na koa afomanga. Marobe ny olona ny niantso ny mpitandro ny filaminana ary tao anatin’izany no nihetsika hatramin’ny hery vonjy taitra. Natao ny fikarohana ny fiavian’ny fipoahana saingy tsy nety hita mihitsy. Nandeha ny feo fa mifanakaiky ny lapan’Ambohitsorohitra izany ary natao ihany ny fikarohana saingy nandamoaka. Napetraka ny fihevitra fa afomanga no narefotra. Nojerena anefa ny lanitra tsy nisy tamigan’izany mihitsy. Fanina tanteraka na ny mponina na ny mpitandro ny filaminana. Nikaroka erak’andrenivohitra izahay saingy tsy nahita mihitsy, raha araka ny fanazavan’ny mpitandro ny filaminana izay tafaresaka taminay. Ny tena nahian’ny mponina dia ny hoe nisian’ny fanafihana ny lapa satria raha ny fahenoana ny feo dia teny amin’ny manodidina an’Antsahamanitra sy Ambohitsorohitra iny ny fahenoana azy. Raha ny tombana hatreto dia afomanga izay tao anatin’ny fety no nandeha. Tsy nisy mihitsy mantsy fitarainana izay nandeha tany amin’ny mpitandro ny filaminana, na izany mahakasika ny fanafihana mitam-piadiana na koa izany mahakasika ny fitifirana olona. Nivorian’ny mpitandro ny filaminana mihitsy io raharaha io omaly ary noezahina ny namantatra ny fiaviany. Nanakorotan-tsaina ny olona maro ny fisian’ny fipoahana, indrindra amin’izao fotoana izay anjakan’ny tsy fandriam-pahalemana izao. Ny nandehanan’ny sain’ny maro dia ny hoe nisy mpanakarena nanao fety indray angamba tany ho any ary nampiasa afomanga. Nisy fierana tamin’ny fokontany sy ny ambaratongam-pahefana mifanandrify amin’izany ve? Mipetraka ny fanontaniana.

D.R

Brickaville : Nouvelle caserne des sapeurs-pompiers

1
«L’acquisition de cette nouvelle caserne fait le bonheur des habitants de Brickaville», se réjouit Michel Talata, chef de la région Atsinanana.
«L’acquisition de cette nouvelle caserne fait le bonheur des habitants de Brickaville», se réjouit Michel Talata, chef de la région Atsinanana.
«L’acquisition de cette nouvelle caserne fait le bonheur des habitants de Brickaville», se réjouit Michel Talata, chef de la région Atsinanana.

Brickaville vient d’être doté d’une nouvelle caserne pour les sapeurs-pompiers. L’acquisition de cette infrastructure est le fruit du partenariat entre la région Atsinanana dirigée par Michel Talata et les Pompiers Humanitaires Français (PFH). Il a seulement fallu six mois pour sa construction, selon le chef de région Atsinanana. Il a d’ailleurs pleinement participé à la réalisation de cette infrastructure qui répond parfaitement aux besoins des populations locales, surtout face à la recrudescence des catastrophes dans ce district. « Tout ce qui touche à la vie de la population est toujours primordiale. D’ailleurs, plusieurs efforts seront entrepris pour réduire au minimum les risques et les éventuels effets des catastrophes naturelles, en améliorant la collaboration avec les autorités issues des 91 Communes et les six districts de la région Atsinanana », a déclaré Michel Talata. Avant de dire : « L’existence de dialogue entre le pouvoir central et les pouvoirs décentralisés n’est pas à écarter pour la recherche de développement ». Pour sa part, la députée Voanalaroy Ramahatodisolomanana, n’a pas manqué d’adresser ses vifs remerciements au chef de région et a affirmé dans la même foulée qu’il lui appartiendra de prendre le relais quant à la poursuite des travaux relatifs à la mise en place de cette nouvelle caserne. Elle a ainsi rencontré les PFH pour parler des matériels et équipements à attribuer aux soldats des feux de Brickaville. Les pompiers français ont fait part de leur volonté de doter des équipements appropriés pour cette nouvelle caserne. La dotation de véhicules a été évoquée.

Arnaud R.

Bejofo Ambatondrazaka : Notafihan’ny jiolahy ny tanana, olona 4 no voatifitra

0

Na dia mbola tamin’ny 7 ora hariva tany ho any aza, dia sahan’ireto andian-jiolahy mirongo fitaovam-piadiana mahery vaika ireto ny nanafika trano fivarotana iray tao amin’ny tananan’ny Bejofo distrikan’Ambatondrazaka ny harivan’ny faha 12 Marsa 2016 teo. Olona 4 aloha no fantatra fa voatifitra tamin’izany ary efa nahazo fitsaboana avokoa, tsy nisy kosa ny namoy ny ainy fa ny volabe no nanjavona, mandeha ny fanadihadiana. Toa saika ahenoana fanafihana matetika raha ny tanana’i Bejofo, izay mandry tsy lavoloha ireo vahoaka ao anatin’ny kaominina. Miaina ao anatin’ny tsy fandriampahalemana tanteraka ny aty Alaotra amin’izao fotoanan’ny fahavaratra izao ka mitombo ny mpanao asa ratsy toy ny soloky, ny vaky trano ny halatra akoho amam-borona.

Janus R

Ambohidahy : “Permis vorontsiloza » 60 isa sarona

0

Volana vitsivitsy lasa izay no nanombohany ny fanovàna ireo fahazoan-dalana mamily tsotra ho « biometrique ». Tao anatin’izay dimy volana izay, fantatra fa « permis vorotsiloza » niisa teo amin’ny 60 isa teo no sarona tetsy amin’ny Ivon-toerana misahana ny fahazoan-dalana mamily sy ny taratasy firaiketan’ny fiara, etsy Ambohidahy, fantatry ny maro amin’ny amin’ny « Faritany », na ny CIM. « Nasaina ny hanara-dalàna ireo olona tompon’ireto fahazoan-dalana mamily ireo. Izany hoe, ny mba hidirany “auto-école”. Etsy andanin’izay anefa, tsy maintsy natolotra ny fitsaràna izy ireo satria nandika lalàna : ny fampiasana hosoka amin’ny taratasim-panjakana” hoy ny Lehiben’ity ivon-toerana ity, Atoa Charli Hyancithe Rajaonarison. Mbola anefa ny mandehandeha any, ary tsy maintsy ho tratra eto ihany izany, hoy hatrany ny fanazavàna. Raha ny fantatra tokoa mantsy dia saika ireo mpitondra fiara fitanteram-bahoaka eto amintsika no betsaka manana ity karazana “permis vorotsiloza” ity. Tsy mahagaga tokoa araka izany raha maro ireo tsy mahay akory ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana, antony mahatonga ireo loza isan-karazany, hamoizana ain’olona isan-karazany. Amin’izay lafiny izay indrindra, fantatra fa hisy ny fepetra manokana ho raisin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny, hanerena ireo mpamily fiara fitateram-bahoaka hanova ny fahazoan-dalana mamily ho “biometrique” avokoa ato ho ato. Tsy ireo “permis” ihany anefa no misy manao hosoka fa hatramin’ny “carte grise”n-ny fiara ihany koa. Fantatra ary fa “carte grise” 30 isa ihany koa no tratra, raha saika ny hamadika izany ho “biometrique” ireo tompony. Samy natolotra ny fitsaràna avokoa moa ireto olona nahatratrana taratasy sandoka ireto. Tsiahivina fa tsy mitsahatra ny miezaka ny manadio tanteraka ity sampan-draharaha voaloton’ireo mpibizina sy mpanera ity ireo tompon’andraikitra. Miara-miasa akaiky amin’ny Birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly izy ireo amin’izany, ary indrindra fa ny mpitandro filaminana. Vao ny herinandro lasa teo tokoa mantsy no mpanera sy mpibizina efa-dahy, efa zatra ny lalan-dririnina tamin’ny fisolokiana no voasambotra ary nadoboka any am-ponja. Raha ny mikasika ity “permis biometrique” ity dia fantatra fa efa mahatratra eo amin’ny 17000 eo no voaova. Manana hatramin’ny 31 desambra moa ireo manana izany hanovàna azy eny Ambohidahy.

m.L

Education physique et sportive : Où en sommes-nous vis-à-vis de la charte de l’UNESCO ?

0

Les éternelles recommandations des parents et éducateurs à leurs jeunes pour faire du sport sont-ils réellement suivies ? Aucun sondage ou balise pour l’évaluer. Or la charte de l’UNESCO est claire et plus que précise.

En fait, pour Madagascar, il est grand temps de se poser les vraies questions concernant l’éducation physique et le sport. Il est triste de constater que le sport est facultatif à l’examen du BEPC par exemple, que beaucoup de personnes n’ayant pas les compétences pour enseigner le sport le font ou encore que les fédérations sportives ou les entités du sport passent plus de temps à se faire la guerre qu’à travailler vraiment pour le développement par le sport. Or de par l’UNESCO, l’on sait qu’une charte a été établie le 21 novembre 1978. Très prochainement, un séminaire sur l’éducation physique et sportive aura lieu à Antananarivo avec la fédération internationale pour l’EPS. Il faut savoir aussi qu’il existe le CIGEPS ou Comité intergouvernemental pour l’éducation physique et le sport pour développer le rôle et la valeur du sport et promouvoir son inclusion dans les politiques publiques. Le CIGEPS est constitué de représentants de 18 États membres de l’UNESCO, experts dans le domaine de l’éducation physique et du sport, élus pour un mandat de quatre ans. Le Conseil consultatif permanent (CCP), formé de fédérations sportives clés, d’organismes de l’ONU et d’ONG, fournit un soutien technique et conseille le Comité. La question du jour est « Où en sommes-nous vis-à-vis de la charte de l’UNESCO ? »

Anny Andrianaivonirina

Saraha Georget : Dans le camp de l’opposition

0
Saraha Georget renforce les rangs de l’opposition.
Saraha Georget renforce les rangs de l’opposition.
Saraha Georget renforce les rangs de l’opposition.

Saraha Georget a quitté le parti vert Hasin’i Madagasikara en octobre 2015 pour créer son propre parti dénommé Parti Libéral de Madagascar. Cinq mois après, elle a décidé de se ranger dans le camp de l’opposition. Elle a déposé ainsi, hier, au ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation, les dossiers y afférents. Elle renforce ainsi les rangs de l’opposition extraparlementaire. En effet, elle n’est pas la seule, il y avait notamment d’autres partis, entre autres, le « Manda ho an’ny Firaisam-pirenena » de Lalatiana Ravololomanana. Il en est de même de Toavina Ralambomahay qui se réclame également de faire partie de l’opposition. Reste à savoir s’ils seront écoutés, étant donné que selon les textes, l’opposition est essentiellement représentée par l’opposition parlementaire constituée par l’ensemble des partis politiques qui ne forment pas la majorité parlementaire.

Dominique R.