- Publicité -
mardi, juillet 8, 2025
Accueil Blog Page 10856

Vonoan’olona tetsy Ambohimailala : Efatra andro no efa tsy hita ilay pôlisy maty

0

Efa nanomboka ny asabotsy teo no tsy nody tao an-tranony ilay mpitandro  filaminana. Tetsy Masay, nisotrosotro niaraka tamin’ny namany izy no hita farany.

Hatreto, raha ny fihevitry ny manampahaizana, dia in-droa miantoana ny fomba namonoana an’ilay “agent de police de 2e classe” tetsy Ambohimailala. Nogoahina tamin’ny zava-maranitra ny lohany ary nahitàna dian-kenda ihany koa ny vatany. Izany hoe na notsatohana  vy aloha ny lohany dia torana izy ary nokendaina nony avy eo mandram-pialan’ny ainy. Na koa ny mifamadika amin’izay, nokendaina ary mba hahafaty azy dia nampiana daroka tamin’ny vy maranitra teo amin’ny lohany. Mbola eo am-pandinihana momba izany ny pôlisy misahana ny heloka bevava na BC, miankina betsaka amin’ny valin’ny fitiliana nataon’ny dokotera. Raha ny fantatra momba iny raharaha iny dia mbola niaraka teny  Masay aloha ireo olona izay hita faty ireo. Teny izy ireo no nisy nahita farany, raha araka ny loharanom-baovao akaiky ny mpitandro ny filaminana. Momba ilay pôlisy,izay miasa eo anivon’ny sampana informatika sy teknika etsy Anosy dia nanomboka ny asabotsy teo izy no tsy hita. Nanatona ny pôlisy teo anivon’ny BC ny fianakaviany manoloana an’izany. Ny toeram-piasany ihany koa dia nanao fampahafantarana ny amin’ny tsy nahitàna azy nefa tsy nampandre ny toeram-piasany (avis de non presence). Hatreto dia mbola tsy nanambara ny pôlisy misahana ny heloka bevava ny mety ho anton’ity vonoan’olona ity. Ny olon-tsotra kosa no naneho ny heviny fa mety ho lonilony sy fialonana na koa nisy nokasaina hovonoina tanteraka ny iray tamin’izy ireo dia tsy maintsy novonoina ihany koa ny ambiny ,satria mety ho lasa vavolombelona (témoin génant) ny amin’ny zava-nitranga. Mbola ao anatin’ny fanadihadiana tanteraka ny pôlisy tompon’andraikitra amin’ny fanadihadiana heloka bevava ankehitriny. Tsiahivina fa fanindroany izay no nahitàna pôlisy maty teo amin’iny toerana iny. Vao tsy ampy herintaona koa mantsy izay no nisy ilay iray izay novonoina dia natsipy teo an-toerana, niaraka tamin’ny namany lehilahy iray. Lasa toeran’ny heloka bevava arak’izany Ambohimailala,izay tsy vitsy ny olona mandeha eny an-toerana ny maka rivotra rehefa faran’ny herinandro. Sady milamina no tsara rivotra noho izy ambony toerana. Dia izany filaminana izany anefa no toa lasa manamora ny fanariana faty eny an-toerana…

D.R

Ankorondrano : Ankizy lahy nilomano maty an-drano

0

MATY-ANDRANO-(5)Omaly tamin’ny 12 ora antoandro, loza no niseho tao amina dobo kely iray namboarina teny amin’ny faritra Ankorondrano. Ankizy lahy kely iray eo amin’ny 13 taona mantsy no maty tao anaty rano. Raha ny loharanom-baovao, fanaon’ny ankizy monina eny Fasika-Ankorondrano ny mandeha milomano rehefa avy mirava mianatra. Nafana be omaly ary izany no nahatonga azy ireo hilalao teo amin’ilay dobo. Maromaro izy ireo tamin’izay. Misy karazana bozaka maniry anaty rano ary mitsingevana teo amin’ilay toerana. Efa fanaon’ireo ankizy no mitaingina an’ireny. Niakatra teo ambony ity zazalahy ity. Ny loharanom-baovao hatrany no nahalalana fa efa niha-lalina anefa ilay dobo noho ny rotsak’orana be dia be tao anatin’ny andro vitsy. Raha mbola variana iny ilay ankizy no nivadika tampoka ilay zavatra notaingenany ary dia voatsindry tao izy. Niezaka ireo niaraka taminy ny hanavotra azy fa tsy nahomby. Ny rano lalina be. Avy eo vao tonga saina nandeha niantso ny olon-dehibe. Natao ny fanavotana namoahana an’ilay zazalahy. Voatery nodidiana mihitsy ilay zavatra nanindry azy vao tafavoaka izy. Efa ela loatra tao anaty rano anefa ka tsy avotra intsony ny ainy. Tonga teny an-toerana ihany koa ny mpamonjy voina avy eny Tsaralalàna nanampy.

r.s.

Concours photo de sport : Plus de 1 200 000 Ar de primes à distribuer

0
Les membres du comité d’organisation du concours national de photographie sur la pratique du sport. (Photo Nary)
Les membres du comité d’organisation du concours national de photographie sur la pratique du sport. (Photo Nary)
Les membres du comité d’organisation du concours national de photographie sur la pratique du sport. (Photo Nary)

La Maison du sport attend des milliers de photos de sport : que ce soit de compétition, de pratique de dimanche, de sportifs, de sport de masse ou de sport de rue, pourvu que ce soit une belle photo de sport qui incite à la pratique, qui valorise le sport malgache, vous pouvez concourir. Pas d’âge limite, tout le monde peut participer à ce concours. Le point de presse qui s’est tenu au Palais des sports à cet effet a permis de savoir qu’il y aura 20 primés au moins et qu’on peut envoyer autant de photos qu’on veut. L’initiative vient de l’Association  « La Maison du sport » en collaboration avec le ministère des Sports, l’Académie Nationale des Sports, le Fonds National pour la Promotion et le Développement de la Jeunesse, des Sports et des Loisirs  (TAFITA), l’Association Malgache des Olympiens et le Groupe Midi Madagasikara. « Il suffit d’emmener votre photo imprimée en 9 x 13 cm au moins au Portail Francophone de sports au complexe sportif d’Ampefiloha. Que ce soit en noir et blanc ou en couleurs, vous pouvez emmener autant de photos que vous voulez en payant le droit de 1 000 Ar par photo » dixit Ony Raherijaona du Portail francophone du sport. La photographie proposée doit être sans retouche, représentative d’une pratique du sport et libre de tout droit à l’image. Les inscriptions commencent ce jour et sera clôturées le 16 janvier prochain. « TAFITA s’associe à ce projet car nous sommes partants pour tout projet qui développe et valorise le sport » a déclaré de son côté Aina Rafolomanantsiatosika. Tojohanitra Andriamanjatoarimanana de l’Association malgache des olympiens a ajouté « Quand c’est sport, nous suivons le mouvement. C’est une passion, tout simplement ». L’Académie Nationale des Sports est partie prenante dans le projet « la phase de redressement de l’ANS a besoin d’événements pour motiver plus d’un » a dit le DG de l’ANS Ralaivao Lovatiako. La plate-forme Madagascar du Portail Francophone du Sport ne peut que se réjouir d’un tel événement qui va condenser son contenu en icône photographique. Bref, agir ensemble pour développer le sport malgache. Infoline : 03204 838 88  / 03405 00 607 / 03302 47176.

Les prix

1er prix : 500 000 Ariary

2e prix : 200 000 Ariary

3e prix : 100 000 Ariary

4e au 10e prix : 30 000 Ariary

11e au 20 prix : 20 000 Ariary

Anny Andrianaivonirina

Ivato : Nobatain’ny jiolahy mitam-basy tamin’ny kamiô ny entana

0

Hafakely raha samy izy ity fanafihana ity. Na koa hoe mivoatra isan’andro ny fomba fanafihan’ny jiolahy. Fito lahy nitondra “kalachnikov” efatra no nanafika toeram-pisotroana iray tetsy Ivato, akaikin’ny “bout de piste”. Raha araka ny vaovao azo dia tsy nisy namelan’ireo olon-dratsy raha tsy azo ny entana lafo vidy tao an-trano. Mazava ho azy, ankoatra ny vola tao anatin’ilay toeram-pivarotana. Lasa ny “haut-parleur” maromaro izay mavesatra, ny solosaina, ny finday ary koa ny vola izay tao amin’ilay toerana. Tsy nisy niangana araka ny  fitenenana. Ny talata hifoha alarobia teo no nitrangan’izany asan-jiolahy izany. Raha ny fihevitry ny maro dia efa niomana mihitsy ireto olon-dratsy ireto. Ny anton’izany dia ny fitondran’izy ireo fiara vaventy nentina nitaterana ny entana halatra. Raha ny fantatra mantsy dia lasa hatramin’ny vata fampangatsiahana,izay sady sarotra bataina noho ny hangezany sy ny havesany. Io dia fampiasa tao amin’ilay “bar”. Nahoraka teo amin’ny manodidina ny zava-nitranga,satria ankoatra ny maha-asan-jiolahy azy dia tsy mbola nisy teo amin’ny tantara angamba izany hoe nobataina avokoa hatramin’ny entana tao an-trano. Vehivavy rahateo no tao,hany ka mora tamin’ireo olon-dratsy ny nanatontosa ny asany. Velon-taraina no sady mihorohoro ny olona noho ity tranga ity,satria ny zavatra toa izao dia mety hihatra amin’ny tokantrano tsirairay. Indrindra koa, manam-potoana ireo mpangalatra ary nanao izay danin’ny kibony mihitsy aza, tamin’ny fanatontosana ny asaratsiny.

D.R

Amboasary Atsimo : Dahalo 20 matin’ny zandary

0

Raikitra ny fifampitifirana ny alahady teo. Malaso 20 no indray maty voatifitra nandritra ny fifanjevoan’ny mpitandro filaminana nanara-dia,izay nifanandrina tamin’ireo dahalo  120 nirongo basim-borona avy nangalatra omby 150 tao amin’ny tanàn’i Beroangy Amboasary Atsimo,ny marain’ny 8 desambra lasa teo, tokony ho tamin’ny valo ora. Nandositra nanavotr’aina kosa ny dahalo 100 ambiny ary tafaverina tamin’ny tompony ny omby 123. Ny efatra maty nandritra ny fifampitifirana. Basim-borona roa no azon’ny zandary. Tsy nisy naratra ny avy tamin’ny fokonolona sy ireo mpitandro filaminana.

Manitrisa

Marc Ravalomanana : « Robinson détient la clé de la crise »

0
Le poulain de Marc Ravalomanana vise une victoire écrasante au soir du 20 décembre.
Le poulain de Marc Ravalomanana vise une victoire écrasante au soir du 20 décembre.
Le poulain de Marc Ravalomanana vise une victoire écrasante au soir du 20 décembre.

Comme il fallait s’y attendre, Marc Ravalomanana a fait des déclarations politiques à l’occasion de la célébration de son 64e anniversaire. C’était hier par vidéoconférence au Magro Behoririka. L’ancien président de la République s’est inspiré de l’exemple de feu Nelson Mandela en déclarant : « Malgré les emprisonnements, les arrestations et les intimidations, notre lutte ne s’arrêtera qu’après la victoire. Comme Nelson Mandela, nous ne capitulerons pas. Il faut agir pour le retour à l’ordre constitutionnel et à la légalité.» Marc Ravalomanana est allé jusqu’à annoncer : « La crise sera définitivement résolue dans 9 jours. Nous procéderons à la réconciliation nationale. » Quant au candidat qu’il soutient au 2e tour de la Présidentielle, l’exilé d’Afrique du Sud d’affirmer : « Jean Louis Robinson détient la clé de la crise. Si nous voulons donc mettre fin à la galère de quatre ans et demi où nous nous trouvons depuis 2009, votons pour lui. » Marc Ravalomanana d’enfoncer le clou : « Jean Louis Robinson est capable de restaurer l’Etat de droit et le vrai « Fihavanana » malagasy. D’ailleurs, il n’a pas été impliqué de près ou de loin au putsch de 2009. Le moment est venu. Sachez choisir. Votez pour Jean Louis Robinson.»

Crédibilité internationale. Visiblement, Marc Ravalomanana se prépare déjà à l’après élection. « Il sera facile pour notre candidat d’avoir la confiance des bailleurs de fonds internationaux une fois élu. Contrairement à un putschiste dont la participation à une élection est interdite par l’article 25 de la Charte de l’Union africaine. Il sera donc difficile pour ce putschiste d’obtenir la  crédibilité internationale », a-t-il prévenu. Parlant de sa présence à Soweto en tant qu’invité lors du dernier hommage rendu à Nelson Mandela, l’ancien président de révéler : « Je me suis entretenu avec l’ancien SG des Nations Unies Kofi Annan et l’ancien président américain Georges Bush qui nous a accordé à l’époque l’Agoa. A propos de cet Agoa, je suis en train de négocier pour son retour. » Marc Ravalomanana a cependant reconnu que Jean louis Robinson ne pourra pas travailler seul. Il a exhorté ses partisans à voter également pour les candidats députés présentés par la Mouvance Ravalomanana et le parti « Avana ».

RAJAOFERA Eugène

Genre : Les femmes sollicitées à s’impliquer sur la scène politique

0
Les femmes devraient être encouragées à voter.
Les femmes devraient être encouragées à voter.
Les femmes devraient être encouragées à voter.

La participation des femmes sur la scène politique à Madagascar est encore très timide. Néanmoins, la parité genre en politique implique aussi l’implication des femmes dans le vote en lui-même.

L’implication des femmes dans la vie politique à Madagascar est encore assez faible. Certes, quelques unes commencent à se faire voir sur la scène politique, mais cela reste très timide. En réalité, l’implication des femmes dans les affaires politiques de la nation ne se limitent pas seulement à se présenter durant des élections, communales, législatives, présidentielles ou autres. Cette prise de responsabilité devrait commencer par le vote. A Madagascar, les femmes ont toujours eu le droit de vote et ont pu le faire valoir. Car contrairement aux autres pays où les religions et la culture ont longtemps empêché les femmes de voter, à Madagascar, les hommes n’ont jamais officiellement influencé ni interdit les femmes de voter. Ce sont les femmes elles-mêmes qui se désintéressent de la vie politique, pensant que cela ne concerne que les hommes, chefs de familles et leaders communautaires.

Accessibilité. D’autres paramètres sont tout de même à prendre en compte dans la motivation des femmes à voter. A Madagascar, comme dans beaucoup de pays d’Afrique, l’accessibilité est un obstacle majeur qui décourage celles-ci à faire leur devoir de citoyen. Les femmes habitant dans des villages éloignés et qui doivent parcourir des kilomètres à pied avant de trouver le bureau de vote de leur circonscription n’ont certainement pas la volonté de voter pour des politiciens qui ne semblent même pas considérer leur sort. A cela s’ajoute l’insécurité ambiante dans tout le pays. Car le problème d’accessibilité concerne également d’autres aspects de leur vie quotidienne tels que la santé ou encore l’éducation. D’autant plus que les femmes, de par leur rôle dans la société, sont plus tournées vers les tâches domestiques quotidiennes que dans les décisions à prendre.

En tout cas, inciter les femmes à participer à la vie politique commence par les pousser à s’inscrire dans la liste des électeurs, et d’aller voter. Si les femmes font entendre leurs choix à travers leurs votes, les candidats, hommes ou femmes, tiendront de plus en plus compte de leurs poids dans la balance des votes, et donc de leurs besoins.

Anjara Rasoanaivo

Tapatapany

0

# – Iavoloha. Adala saika hiditra tao an-dapa. Omaly dia nisy olona izay voalaza fa marary saina saika hiditra tao amin’ny lapan’Iavoloha. Vao tery am-bavahady anefa dia efa voasakan’ny miaramila mpiambina izy ka nentina niverina avy hatrany.

# – Famonoana Pasitera karana. Olona 6 voaheloka 6 taona asa an-terivozona. Omaly no notsaraina tetsy Anosy ireo olona enina voarohirohy tamin’ilay famonoana ilay pasitera karana teny Andranotapahana. Sazy asa an-terivozona 6 taona avy no azon’izy ireo.

# – Antanambao Manampotsy. 10 tapitrisa ariary voaroba. Fanafihana tao  Analatsara, Tanambao – Manampotsy, ka raim-pianakaviana iray no voatafika. Lasan’ireo olon-dratsy ny vola 10 tapitrisa Ariary. Voasambotra ny telo amin’ireo jiolahy.

# – Ankazobe. Dahalo maty voatifitra. Taorian’ny halatr’omby tao Ambodiriana – Ankazobe, izay nahaverezana omby telo dia nisy ny fanarahan-dia sy ny sakana natao. Raikitra ny fifanjevoana ka dahalo iray maty voatifitra, ny iray naratra mafy ary ny iray tafatsoaka.

# – Ambohimalaza. Sprinter sy Kamiô nifandona. Olona 6 no naratra mafy tamina lozam-pifamoivoizana nitranga tao Ambohilamalza (RN2 – PK 15+700). Sprinter sy kamiô no nifandona, ka nalefa eny amin’ny HOMI ireo naratra rehetra.

Nangonin’i Aina R.

Affaire bombe artisanale : Les frères Radjan devant le juge ce jour

0

Ils seraient victimes d’un conflit d’intérêts entre opérateurs économiques indiens 

Prévu se tenir le 9 décembre dernier, le procès concernant l’affaire de la bombe artisanale, impliquant Moustapha et Danil Radjan aura lieu ce jour à Anosy. A savoir que ces deux frères, ont croupis depuis 18 mois à la prison de Tsiafahy. Selon l’avis de quelques membres de la communauté Khoja, ils seraient victimes d’un conflit d’intérêts entre opérateurs économiques, et ont seulement servis de bouc émissaire. Quelqu’un aurait été payé pour déposer les bombes chez eux. Un grand importateur indien, ayant élu domicile à Tsaralalàna  avec ses deux frères, serait derrière cette magouille. Ce dernier serait impliqué dans des affaires louches. Vente illégale d’armes à feu, trafic d’or, enlèvements et corruption entre autres. Objet de plusieurs enquêtes de police, il aurait été frappé d’interdiction de sortie à maintes reprises. Selon toujours une source proche du dossier, ce présumé commanditaire travaille avec plusieurs hommes de main, dont la plupart est membre de sa famille, pour accomplir ses basses besognes.

Chose curieuse, des membres de leur communauté sont venus à Tsiafahy pour rendre visite aux deux frères Radjan et ont apporté quelques médicaments. Quelques jours plus tard, ces visiteurs ont été convoqués et auditionnés par la gendarmerie pendant trois jours. Selon toujours notre interlocuteur, c’est surtout le marché de change de devise dans la Grande Ile, qui serait l’objet de ce conflit entre opérateurs indiens. Concernant cette affaire qui sera jugé ce jour, la famille de Moustapha et Danil demande un procès juste et équitable, et souhaite que justice soit faite.

A.R.

Football Super Coupe : Shina signe pour le CNaPS Sports !

0

La CNaPS rajoute un artificier supplémentaire en la personne de Shina, l’attaquant racé du Tanora Eranton’i Manakara plus connu sous le nom de Tiavo TEM. Une très bonne affaire pour ce club qui va pouvoir l’aligner lors de la Super Coupe de ce dimanche à Mahamasina.

La Super Coupe de football de ce dimanche à Mahamasina opposera les deux plus prestigieux clubs en l’occurrence le champion 2013, CNaPS Sports, et le détenteur de la Coupe de Madagascar, AS St Michel.

Talentueux Shina. Une très belle Super Coupe en effet car si St-Michel venait de démontrer d’une bien belle manière son efficacité en parvenant à battre l’AS Adema, la CNaPS vient de renforcer ses batteries offensives en faisant signer Shina qui, aux yeux de beaucoup de férus du football, reste le meilleur joueur de la Coupe mais comme les techniciens de la FMF ont focalisé leur choix sur les participants à la finale, cela a privé ce talentueux joueur d’un titre qu’il n’aurait pas du tout volé.

Ce sera donc une CNaPS avec Shina qui va affronter St-Michel pour ce dimanche à Mahamasina. Une option qui laisse les coudées franches à Titi Rasoanaivo car avec un tel joueur, il lui est désormais possible d’aligner un 4-5-1 ou même un 4-3-3 pour prendre à revers la défense d’Amparibe qui s’appuie essentiellement sur trois hommes dont Johnny, Milor et Jimmy.

Un autre Gladison. Autrement dit, il va avoir une très belle bagarre en perspective car une Super Coupe est toujours bonne à prendre dans la vie d’un club.

Mais bien au-delà de cette Super Coupe, ce serait aussi une occasion pour voir pour chaque club les renforts avant la grande aventure africaine.

Sur ce chapitre et si la CNaPS n’a pas traîné pour prendre Shina, c’est encore le point d’interrogation au niveau du St-Michel Elgeco. Une chose est certaine, il ne va pas s’amuser à lâcher le géant Gladison qui a montré à Mahajanga un tout autre visage et qui est en mesure de donner du fil à retordre aux défenseurs de la CNaPS. On savoure déjà à l’idée d’assister au match dans le match entre Gladison et Pierralit.

Vivement donc dimanche pour les amateurs de bon football.

Clément RABARY