- Publicité -
vendredi, octobre 30, 2026
- Publicité -
Accueil Blog Page 11624

Ankatso – Niady ny samy mpianatra : telo no naratra

0

Fikambanana roa samihafa no nifandona noho ny resaka ady trano. Raha ny fanazavana azo dia teo anivon’ny fikambanana samy mpianatr’Antanananarivo miray (mafami) sy ry zareo eo anivon’ny bako zetra Alaotra Mangoro Ambatondrazaka mitambatra (BAMAMI) no nisy ny tsy fifanarahana. Raha ny fanazavana azo dia nifandimpatra tanteraka ny fifandrindran’ny trano teo anivon’ireo fikambanana roa tonta ireo. Nisy trano tokony hipetrahan’ny BAMAMI, lasan’ny MAFAMI, dia torak’izany ihany koa   ny an’ny MAFAMI lasan’ny BAMAMI. Ny olana anefa dia tsy nety nisy fifandaminana teo amin’ireo fikambanana. Mainka koa aza, rehefa nandeha ny fotoana, velona ny fifampihantsiana. Dia io niafara tamin’ny sakoroka io, ny harivan’ny alahady teo. Telo no naratra tao anatin’izany raha araka ny fanazavana azo. Nifampitoraka vato, nifampively kibay ireo lehilahy maro. Voatery naiditra hopitaly ireo naratra, satria voa mafy. Nanao izay ho afany ihany ny mpiara-monina nanasaraka fa tsy nanakana ny fisian’ny naratra izany. Nidina teny an-toerana ny mpitandro ny filaminana ary nandravona ny raharaha, torak’izany ihany koa ny talen’ny Croua. Omaly dia mbola nafana ihany ny fo ary nilaza ny mpianatra sasany fa tsy hanaiky izay nanjo azy. Misy ihany koa ny milaza fa lasa mifangaro politika ny raharaha ary misy tsy fahaiza-manaon’ny tompon’andraikitra amin’ny fandraharaha ny trano. Manoloana ny zava-nitranga dia nisy ny fivoariana maika teo anivon’ny kabinetran’ny fiadidiana ny Repoblika, ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena, ny avy ao amin’ny fiadididana ny oniversite ary ny Croua. Isan’ny nandray anajara tao ihany koa ny solontenan’ny mpianatra. Isan’ny nivaingana tao fa “Tsy eken’ny fanjakana ny fanimbana fananana sy fandratrana olona, andraikitry ny fanjakana ny fandaminana sy fandraisana andraikitra raha sendra misy ny korontana”. Nisy antso avo natao amin’ireo mpianatra mba hilamina aloha, hanajanona ny fifandonana sy fifandirana satria efa mitady vahaolana ny tompon’andraikitra isan’ambaratongany.

D.R

Antsirabe – Club Soroptimist : Hanavao ny CEG Ambilombe ho sekoly maitso

0

“Tontolo iainana” no teny filamatra nosafinidin’ny federasiona Eropeana Soroptimist ho an’ny ity taona 2014 ity. Tsy miala ao anatin’ny tontolo iainana ny tarigetra ho club soroptimist eto Madagasikara fa nisafidy ny hoe “sekoly maitso” ihany koa. Ho fametrahana io teny filamatra io dia mikarakaraka fifaninana ny SIUM “Soroptimist International Union Malagasy ka izay sekoly mahazo ny laharana voalohany,  izay voafidy ho  maitso tsara indrindra dia hahazo valisoa. Ny EPP Antsoantany sy ny CEG Ambilombe no hisolo tena an’Antsirabe amin’ity sekoly maitso ity. Ho fanomanana izany, nanolotra fitaovana isan-karazany  sy zava-maniry ho an’ny CEG Ambilombe ny club soroptimist Antsirabe ny Alarobia 30 Aprily lasa teo. Ankoatra izay dia niara  namboly hazo sy voninkazao ny manodidina ny  sekoly ihany koa ireo mpikambana niaraka tamin’ireo mpianatra nandritry io fotoana io. Karazam-boninkazo maro sy hazo fihanam-boa no novelena tamin’izany. Izany no atao mba hametrahana ny “sekoly maitso. Ankoatra izany, fitazaina ny ankizy ho tia fambolena ihany koa ny hetsika raha ny nambaran’I filohan’ny soroptimist Antsirabe Mme Lôlo, iaraha mahalala hoy ny tenany fa mpamboly sy mpiompy avokoa ny ankamaroan’ny Malagasy rehetra. Marihina fa misy club 13 ny soroptimist eto Madagasikara amin’izao ka ireo no hitsidika ny sekoly mpandray anjara eto amin’ny Nosy manomboka ny faran’ny volana jolay. Tombony ho an’ny CEG Ambilombe no nisafidin’ny club azy ho mpandray anjara amin’ny sekoly maitso hoy ny talen-tsekoly, ity tale ity izay mpikambana ao amin’ny club soroptimist Antsirabe. Nambarany fa manomboka izao dia ampidirina ao amin’ny fandaharam-potoanan’ny ankizy ny fikarakarana ny tontolo iainana ka hanokana ora iray isaky ny kilasy ny sekoly hikarakarana izany.

 Andry N.

Gisèle Rabesahala : Une semaine d’hommage à une grande figure de la politique et de la culture malgaches

0

GISELE1Elle a marqué l’histoire malgache du XXe siècle tant par son engagement politique que social. A l’occasion du 85e anniversaire de sa naissance, sa famille et les entités auxquelles elle a apporté un dévouement actif ont décidé de lui consacrer une semaine d’hommage au cours de laquelle auront lieu plusieurs événements. En fait, cela durera quatre jours puisque elle s’étalera du 7 au 10 mai.

L’objectif de cet hommage est de faire connaître aux Malgaches l’héritage politique, sociale et culturelle que cette grande dame a laissé. C’est par l’inauguration d’une stèle à son nom, le 7 mai à 8 h, que commencera cette semaine. Ce monument se trouve à Andravoahangy-Ambony, lieu symbolique de non seulement son histoire mais aussi de son militantisme. Cette inauguration sera suivie du vernissage de l’exposition « Gisèle Rabesahala, femme malgache dans l’histoire de l’Afrique » qui retracera aussi bien son histoire que ses actions. Ce même jour, se tiendra, à 14 h 30, une conférence-débat ayant pour thème : « Gisèle Rabesahala, dans l’histoire politique de Madagascar », à la salle Gisèle Rabesahala à la bibliothèque nationale. Le débat sera animé par Mme Lucile Rabearimanana, historienne et Mr Henri Ramiliarison, proche collaborateur. Le modérateur sera le journaliste Soava Andriamarotafika. Le jeudi 8 mai une nouvelle conférence portant sur l’idée : « Gisèle Rabesahala pour la promotion de la femme » aura lieu toujours à la salle Gisèle Rabesahala avec un panel de personnalités : Mme Monique Andréas Esoavelomandroso, médiateur de la République, Mme Nathalie RABE, ancienne ministre de la Communication, Mme Colette Voahita, membre fondatrice du réseau REFMAP et la modératrice, Lova Rabary. Le 9 mai, la conférence : « Gisèle Rabesahala, femme malgache dans l’histoire de l’Afrique » sera présentée par l’enseignante-chercheuse Bako Rasoarifetra.

Patrice RABE

Raison politique

0

Selon certaines indiscrétions la politique politicienne ne serait pas loin de cette fermeture de la BICM. On sait en effet que le père d’une personnalité très influente de la Transition est le partenaire local de Hu Chi Ming l’actionnaire majoritaire de la BICM. Une position privilégiée qui serait à l’origine de certaines pratiques qui ne sont pas forcément conformes à la législation bancaire malgache de la part de la BICM. Du coup, certains observateurs ne manquent pas de faire remarquer que même s’il s’agit apparemment d’un assainissement du secteur bancaire, ce retrait de l’agrément de la BICM peut être assimilé à un règlement de compte politique. Malheureusement la guerre des titans fait visiblement victimes collatérales et innocentes.

R.Edmond

Transport urbain : Un échantillon de minibus du temps de la Transition à Tana la semaine prochaine

0

Plus que quelques temps et la plupart des taxi-be de Tana seront remplacés par des minibus en provenance d’Afrique.  

Si le projet relatif à l’importation de minibus pour le transport urbain durant le régime de la Transition a pris un peu de retard à cause de la conjoncture, actuellement, il a été affirmé que celui-ci va reprendre, mais les véhicules vont provenir du Kenya. Ainsi, selon Bernardin Andriambinintsolomora, président de l’Union des coopératives du transport urbain (Uctu), un échantillon du minibus du temps de Andry Rajoelina va enfin arriver à Tana, la semaine prochaine. Ce véhicule de marque Isuzu, peut transporter 40 passagers, dont 20 assis et 20 debout. En effet, l’objet de cette importation de nouveaux véhicules est selon toujours les explications, d’un coté, afin d’aider les transporteurs à faire face aux hausses perpétuelles du prix du carburant, car après analyse, ceux-ci seraient un peu plus économiques. Par ailleurs, ces véhicules seraient également plus faciles à entretenir par rapport aux anciens taxis-be de 25 places de la capitale. « Ainsi, après cet échantillon, 36 autres véhicules vont arriver à Tana et seront utilisés par les coopératives les plus méritantes », poursuit-il. Avant de continuer: « Cependant, ces nouveaux minibus vont être employés sur une nouvelle ligne qui va être connue d’ici peu, suite à une rencontre avec des responsables auprès de la CUA ». Cependant, le président de l’Uctu a été clair quant aux éventuelles hausses du prix du gasoil, en affirmant : « L’arrivée de ces nouveaux véhicules ne changera en rien le tarif du transport urbain car celui-ci restera toujours à 400 Fmg. Cependant, je précise bien, si le prix du litre de gasoil attend les 3000 Ar, nous seront obligés de réviser notre tarif ». En fait, selon lui, 65 % des recettes des transporteurs seraient consacrés au carburant. Et la question qui se pose est : que vont devenir les anciens taxis-be si au fil du temps, ils seront tous remplacés par ces nouveaux véhicules ?

Arnaud R.

67 HA : Trano fito kilan’ny afo, tsy nisy noraisina ny entana rehetra

0

TRANO-MAYNahery fitsoka ny rivotra ka vetivety dia niitatra ny afo. Tsy fantatra mazava izay niaviany, tao ny nilaza fa niniana natao ilay izy

Nitrangana hain-trano nahatsiravina indray ny sabotsy maraina teo tetsy amin’ny 67 ha. Vokatr’izany, trano fito no indray levona. Ny loharanom-baovao voaray teny an-toerana no nahalalana fa iray no nirehitra voalohany ary dia nifindra tamin’ireo teo akaikiny izany. Trano hazo ity may voalohany ity. Nisy nampandre ny mpomono afo avy ao Tsaralalàna ary tsy dia ela izy ireo dia tonga teny an-toerana. Somary sorotsarotra ihany anefa ny niady tamin’ny fahamaizana noho ny tsy fisian’ny rano akaiky. Tamin’ny farany, fito ny trano voalaza fa kila. Ny avy ao Tsaralalana niteny fa dimy no tena tsy nisy azo noraisina mihitsy. Potika tanteraka ny entana rehetra tao anatiny. Hatramin’izao, tsy fantatra marina ny fototry ny afo. Resaka heno teny an-toerana no hilazana fa toa niniana natao ity fandoroana ity. Nitangorona marobe ny olona tamin’io sabotsy io ary samy nanana ny filazany. Ao ny niteny fa nahare fofona lasantsy. Ny sasany nilaza fa nisy olona mpihavana tsy nifankahazo ary dia niafara tamin’ny fandoroana trano. samy honohono avokoa anefa izany rehetra izany. Efa mandeha ny fanadihadiana atoan’ny tompon’andraikitra amin’izao fahamaizana izao. Ny valin’izany no andrasan’ny rehetra. Tsy nisy aloha ny olona naratra na ny aina nafoy tamin’ity firehetan’ny trano ity, fa samy afaka nanavotr’aina ny rehetra.

r.s.

Week-end culturel : Hip hop, variétés et rock appréciés par le public

0
Les jeunes rappeurs à Antsahamanitra et les vieux loups du rock, Iraimbilanja. (photo Nary Ravonjy)
Les jeunes rappeurs à Antsahamanitra et les vieux loups du rock, Iraimbilanja. (photo Nary Ravonjy)
Les jeunes rappeurs à Antsahamanitra et les vieux loups du rock, Iraimbilanja. (photo Nary Ravonjy)

Ce n’est pas encore tout à fait l’embellie dans le domaine culturel. Cependant, on peut dire que les artistes n’hésitent plus à monter sur scène comme le montre la diversité des cabarets de ce week-end.

Iraimbilanja au Piment café, Bodo au Paprika, « donaben’ny rapy gasy », autant d’affiches qui reflètent la diversité de ce week-end culturel, en ce début du mois de mai. Si l’on se réfère au nombre de spectateurs, c’est bien évidemment le mini festival de rap d’Antsahamanitra qui a eu le plus de succès. La jeune génération a pleinement apprécié les groupes présentés par « P and Co production ». Le théâtre de verdure était presque plein et les spectateurs n’ont pas boudé leur plaisir pendant la prestation des deux clans de rappeurs qui ont fait feu de tout bois sur scène. Ce fut un passage en revue du rap malgache d’aujourd’hui avec les « Agrad & Skaiz », Odyai, Tsota, Askin&OGH, Queen Finatsh, Tong Nat, d’une part et les Wild Musik, Tsekmah, Aora, Naya (Cool Bar ), Reggae Dancehall, etc….Pour les adolescents présents, ce fut la fête tout ai long de l’après-midi.

Autre endroit, autre ambiance. Au Paprika, Bodo a offert une aubade comme l’aiment ses admirateurs. La jeune femme ne s’est pas produit en cabaret depuis longtemps et son public est donc venu nombreux. Elle fut égale à elle-même, offrant à ce dernier une prestation très professionnelle. Au Piment café, Iraimbilanja a fait revivre les belles heures du rock malgache. Papaye, Niry, Roger et leurs camarades ont fait vibrer les amateurs de rock venus au cabaret de Behoririka. Au CGM, Kelly Rajerison a présenté un hommage musical très plaisant, intitulé « ballade pour Nicky ». « L’au revoir musical » de Voahangy s’est déroulé devant une assistance peu nombreuse qui n’a pas manqué de lui témoigner sa sympathie.

Patrice RABE

Tsimbazaza : Descente des pro-MAPAR ce jour

0

Ce début de semaine risque ainsi d’être mouvementé à la Chambre basse. En effet, des partisans de Christine Razanamahasoa vont faire une descente à Tsimbazaza ce jour. D’ailleurs, ils ont manifesté leur soutien à la députée d’Ambatofinandrahana, hier, au domicile de cette dernière. Selon Rakotomalala Henri dit Riri Be, même s’il n’y a pas de réunion demain (ce jour), ils sont décidés à rallier l’Assemblée nationale. L’on se demande si cette descente sera suivie ? Sans parler des forces de l’ordre qui seront probablement dans les parages.

Dominique R.

A vaincre sans péril…

0

Ce qui s’est passé hier à Tsimbazaza rappelait la mascarade d’élections durant l’ère des Soviet suprême dans l’ex-URSS.

A vaincre sans péril…

En malgache, élections signifie « fifidianana ». Mais hier, les députés présents n’avaient pas le choix puisque les prétendants au bureau permanent étaient tous des candidats uniques. A l’image du nouveau Président qui n’avait pas non plus d’adversaire la veille. Contrairement à la fois précédente où il avait en face de lui, une certaine Christine Razanamahasoa qui devait faire perdre le Nord au député élu à Andapa. En fait, ces élections dominicales n’étaient qu’une formalité car les jeux étaient faits d’…avance. Dans tous les sens de ce dernier terme. Et pour cause, le partage du gâteau a été convenu d’avance. Quitte à ajouter une autre portion en créant un nouveau poste tel celui de Questeur 3 afin de satisfaire l’appétit de tout le monde. A vaincre sans péril, on partage sans gloire. Même un député qui a maille à partir avec la Justice – sauf s’il a été amnistié en catimini – a été élu ou plutôt adoubé au sein du bureau permanent. Celui qui avait la charge de présenter les candidats ne croyait pas si bien dire en rappelant que l’élu en question est connu chez lui, même par les …enfants. Une allusion – voulue ou involontaire – qui n’a pas provoqué de réaction parmi l’assistance à qui il faut visiblement expliquer longtemps pour qu’elle comprenne vite. Ce qui n’est pas de bon augure pour la suite de la présente législature de la Quatrième République qui rappelle la première mandature de la Troisième République qui s’était distinguée par la fameuse « majorité à géométrie variable ». A tel point que le Président Zafy Albert avait taxé les députés de « olom-boavidy ». En somme, c’est le cas de le dire, des élus qui se vendaient au plus offrant. L’histoire serait-elle en train de repasser le même plat à Tsimbazaza ? D’une chose, on est sûr, après la suppression de la mainmise du Mapar, tout le monde a eu sa part hier. Même de sandwich car les « solombavambahoaka » avaient faim.

R. O

Ankazoabo Atsimo : Dahalo 17 maty voatifitra, 8 azo sambo-belona

0

Nitrangana halatra omby indray tany amin’ny distrikan’i Morombe, faritra Atsimo Andrefana, ny zoma maraina teo. Dahalo 20 mahery nirongo basy mahery vaika no nanafika tao amin’ny fokontany Tanamanintsy, kaominina Ankantsakantsa Sud. Very tamin’izany, ny ombin’i Komity 150. Raikitra ny fanarahan-dia taorian’ny fanafihana nataon’ny malaso, ka nanampy tosika ny fokonolona nanara-dia ireo mpitandro filaminana avy ao Tanamanintsy sy Ankantsakantsa.
Nisy ny fifandonana tamin’ny roa tonta tao Bedoha, kaominina Ranomafana, distrikan’ Ankazoabo Atsimo. Dahalo 17 maty voatifitra, valo azo sambo-belona izay nentina naseho vahoaka sy natao famotorana ao Ankantsakantsa Sud omaly. Vokatry ny ezaky ny fokonolona nampian’ireo mpitandro filaminana, hoy Rafidy, sefo fokontany ao Tanamanintsy, dia azo avokoa ny omby 150 very izay haverina amin’ny tompony aorian’ny fanamarihana tsy maintsy atao.
Raha ny fampitam-baovao marim-pototra avy any an-toerana, avy amin’ireo tompon’omby efa lasibatra sy ireo ben’ny tanàna solontenam-panjakana, dia voalazan’izy ireo, fa misy olom-boafidy zatra ny làlan-dririnina mambotry vahoaka miray tendro amin’ny dahalo sy miaro ny olon-dratsy, ka antony iray mampirongatra ny halatra omby toa tsy ahitam-panafana hatramin’izao.
Tambazotra matanjaka. Raha ny fanazavana hatrany, dia matetika hita sy tratra any Ankazoabo Atsimo avokoa ny omby halatra avy amina distrika maromaro any amin’ny faritra Atsimo Andrefana sy Ihorombe iny, tato ho ato. Manoloana izany, dia manao antso avo amin’ny fitondram-panjakana ny vahoaka any an-toerana mba hitady vahaolana mahomby sy hanafay faran’izay haingana ireo dahalo ambony latabatra mpanararao-pahefana sy ny malaso mpandroba ary mpamono olona.

Manitrisa