- Publicité -
mercredi, novembre 18, 2026
- Publicité -
Accueil Blog Page 10724

Tapatapany

0

# – Mandrosoa Ivato. Zandary roa maratra nodomina fiara. Tamin’ny zoma alina teo, mpitandro filaminana roa hiampita arabe no nodomina fiara iray. Maratra ireto zandary ireto ary tsy maintsy nalefa eny Soavinandriana manaraka fitsaboana. Ilay mpimily koa tazonina eny amin’ny biraon’ny zandary eny Mandrosoa.

# – Anosizato. Fiara iray nitsoraka tany Ikopa. Ny sabotsy teo, fiara iray no fantatra fa lasa tany anaty ranon’Ikopa teny amin’ny faritra Anosizato. Hatramin’izao dia tsy fantara ny nahatonga ny loza. Tsy nisy aloha ny aina nafoy tamin’io lozam-pifamoivoizana io. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa vehivavy no tao anatin’ilay fiara.

# – Itaosy. Olona iray matin’ny lozam-pifamoivoizana. Ny zoma lasa teo, olona iray no fantatra fa namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana teny Itaosy. Ny vaovao no nahafantarana fa nisy moto nitondra olona roa. Nisongona taxi-be izy io. Nibolisatra tamin’ny fasika anefa ry zareo ka nifandona tamin’ilay fiara. Naratra mafy ary noezahina nentina teny amin’ny hopitaly. Teny an-dalana anefa dia tsy tana ny ainy.

# – Anjanahary. Tsy lany tetika ny mpangalatra. Tamin’ny herinandro lasa teo, mpamaky trano telo no tsy nahavita ny zavatra nokasainy fa hitan’ny tompon-trano. Ny iray mitingitingina amin’ny sisin-dalana ohatra an’ireny manao maloto ireny. Mitily izy io raha afaka mangalatra ny namany. Ary dia nisy tokoa tao ambadiky ny trano roa hafa efa saika hamaky trano. Tsy nahomby ny tetika fa nisy nahita ary lasa nandositra ry zalahy.

nangonin’i r.s.

Ampitatafika : Lehilahy maty voahosian’ny fiara, nandositra ireo nahavanona ny loza

0

ampitatafika-(4)Ny alin’ny sabotsy tokony ho tany amin’ny 9 ora, nisehoana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona teny Ampitatafika. Lehilahy no fantatra fa voahosin’ny fiara ary vaky mihitsy ny lohany. Tsy nisy nahita ny fisehoan’ny loza satria voalazan’ny vaovao fa tsy nijanona ny fiara nanosy an’ity olona ity. Fiara hafa handeha haka lansantsy tsy lavitra ny toerana no naihita ilay voadona nivalapatra teo amin’ny arabe. Ny olona tao anatiny no nampandre ny manodidina. Tonga teo ny tompon’andraikitry ny fokonolona eny an-toerana. Nitangorona marobe ny mponina. Efa tsy nisy azo natao intsony anefa. Nampandrenesina ny mpitandro filaminana. Efa alina ihany koa izy ireo vao tonga nijery ny zava nisy. Olona nandalo ilay toerana no nasaina nampiakatra ny razana teny amin’ny sisin-dalana. Rehefa izany dia samy niandry teo ny rehetra. Omaly maraina efa tamin’ny 10 ora tany ho any vao nisy naka teo ny razana ary nalefa eny amin’ny tranom-paty HJRA.

Araka ny efa voalaza ery ambony, tsy nisy nahita ny fisehoan’ny loza. Matetika amin’izao fotoana izao, rehefa misy loza indrindra amin’ny alina, na nandratra io na nahafaty olona, maro ireo mpamily tsy sahy mandray andraikitra mihitisy fa tonga dia lasa mitsoaka fotsiny izao.

Lehilahy eo amin’ny 30 taona mahery eo ity namoy ny ainy ity.

r.s.

COI : « Patrimoine et tourisme en Indianocéanie » bientôt à paraître

0
Les chercheurs participant à la rédaction de cet ouvrage.
Les chercheurs participant à la rédaction de cet ouvrage.
Les chercheurs participant à la rédaction de cet ouvrage.

Une douzaine de chercheurs à travers les 5 îles de l’Océan Indien, membres de la Commission de l’Océan Indien, participent à la rédaction d’un ouvrage spécifique et inédit sur l’Indianocéanie. Un livre qui paraîtra d’ici à la fin de l’année.

L’Indianocéanie, à travers ses cultures communes, son histoire, son patrimoine, son architecture, sa faune, sa flore… est une richesse culturelle qui sera bientôt compilée dans un ouvrage, à paraître d’ici à la fin de l’année. Ce projet fait suite à un colloque qui s’est tenu à Mahébourg, à l’Île Maurice, sur l’« Indianocéanie, socle et tremplin de notre devenir » de la COI . Des chercheurs des 5 îles ont participé à la rédaction de ce livre. Les chercheurs de la région Océan Indien mobilisés pour l’élaboration de l’ouvrage se sont ainsi retrouvés les 9 et 10 avril au siège de la COI, sous la coordination du Professeur Jean-Michel Jauze, doyen de la faculté des Lettres et Sciences humaines de l’Université de La Réunion. Ces derniers ont été accompagnés par le photographe réunionnais François-Louis Athénas, qui offre à l’ouvrage une mise en images de qualité. De même, un travail de partenariat est effectué avec l’Iconothèque Historique de l’Océan Indien (IHOI), gérée par le Département de La Réunion, qui dispose d’images anciennes et de valeur qui agrémenteront aussi les textes.

Similitudes. Les chercheurs ont travaillé sur 4 thématiques: l’environnement et les paysages, l’art de vivre qui intègre à la fois l’habitat, les saveurs des îles et la musique, l’économie avec les lieux qui ont marqué le commerce maritime et traditionnel, notamment les boutiques et les marchés et la langue, les pratiques et les croyances. Les potentialités touristiques de ce patrimoine commun de l’Indianocéanie ont également été mises en valeur. Certains sujets ont particulièrement retenu l’attention des participants, comme l’unité des maisons créoles, la similitude des instruments de musique, l’origine partagée de la cuisine. Pour la réalisation de cet ouvrage, il a fallu mobiliser une douzaine de chercheurs qui ont rassemblé plus d’une centaine d’intervenants dans les pays membres de la COI afin d’identifier sur le terrain les marqueurs culturels de l’Indianocéanie. Pour Jean Claude de l’Estrac, secrétaire général de la COI, « ces résonnances patrimoniales d’une île à l’autre montrent combien l’Indianocéanie est une civilisation à part entière fièrement métisse et résolument ouverte sur le monde ».

Recueillis par Anjara Rasoanaivo

EDUCMAD : En progression

0

Avec 87 établissements et 51 000 lycéens bénéficiaires ainsi que plus de 1200 enseignants formés, le programme EDUCMAD, en 10 ans de mise en œuvre, affiche une progression plus qu’encourageante. Ce programme, rappelons-le, comprend un volet phare qui consiste à mettre à la disposition des lycées publics et privés, une médiathèque électronique comportant près de 5000 documents pédagogiques sur trois matières scientifiques, à savoir les maths, physique-chimie et SVT (Sciences de la vie et de la Terre), l’objectif étant de susciter et de renforcer l’intérêt des élèves pour les matières scientifiques. Faut-il rappeler que seulement 20% des candidats au baccalauréat choisissent les séries scientifiques et techniques à Madagascar.  Le programme réunit tous les ans les chefs d’établissements partenaires pour un échange sur l’avancement du programme. La dernière réunion annuelle qui a eu lieu vendredi dernier, a été l’occasion d’aborder, d’une part, le volet de la démultiplication des accès à la médiathèque, notamment par les bornes Wi-fi et la dotation de vidéoprojecteurs.

Hanitra R.

Mairie de Toamasina : Marcelle Ratsiraka candidate

0
Marcelle Ratsiraka est prête à enjamber le pont menant à la mairie de Toamasina.
Marcelle Ratsiraka est prête à enjamber le pont menant à la mairie de Toamasina.
Marcelle Ratsiraka est prête à enjamber le pont menant à la mairie de Toamasina.

L’ancien maire du Grand Port et non moins actuel ministre des Travaux Publics Roland Ratsiraka ouvre en quelque sorte, la voie menant à l’Hôtel de Ville à son épouse.

Marcelle Ratsiraka marche sur les traces de son époux. Après avoir travaillé discrètement mais efficacement pendant des années dans les œuvres de charité et les actions sociales, la femme du ministre des Travaux Publics brigue un poste électif afin de concrétiser sa contribution au développement de la ville de Toamasina qu’elle connaît bien et où elle est bien connue. Elle envisage effectivement de se porter candidate à la Mairie pour les élections communales du 31 juillet sous les couleurs du MTS. L’annonce a été faite samedi dernier à Toamasina par le président national du parti, Roland Ratsiraka. « Le MTS ne présentera pas de candidat à Antananarivo ni dans d’autres grandes villes où nous avons décidé de soutenir les candidats du HVM. En contrepartie,  nous demandons à ce parti d’appuyer notre candidate à Tamatave », a-t-il fait savoir.

Tractations. Les tractations au niveau de la majorité présidentielle sont en cours en attendant l’officialisation de la candidature de Marcelle Ratsiraka qui est fortement ancrée dans le Grand Port. Elle jouit d’une bonne audience au niveau de la population tamatavienne. Faut-il rappeler que son époux, Roland Ratsiraka a été élu à deux reprises à la tête de la Commune Urbaine de Toamasina. En supervisant samedi dernier les travaux HIMO menés par les femmes MTS du côté du pont d’Antsiranampasika à Salazamay, Marcelle Ratsiraka a donné un avant-goût des opérations d’assainissement qu’elle compte mener, si elle est élue maire de la Ville au soir du 31 juillet. C’était aussi l’occasion pour Roland Ratsiraka dont le ministère a d’ailleurs assuré la réhabilitation de ce pont d’Antsiranampasika, de voir de près cet ouvrage d’art dont « la durée de vie est estimée à 50 ans minimum ». L’ancien maire et ex- député de Toamasina a accompagné sa femme Marcelle qui était déjà sur le pont.

Recueillis par Davis R

Betafo : Trano telo nodoran’ny jiolahy, olona iray voatsatoka lefona

0

Tena mihetraketraka mihitsy ny jiolahy sy ny mpandroba isan-karazany amin’izao fotoana izao. Fantatra mantsy araka ny loharanom-baovao voaray fa trano telo be izao no indray nodoran-dry zalahy tany Betafo tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo. Tsy vitan’izany fa nisy olona iray ihany koa notsatohany lefona. Mbola nandroba tao amina trano iray izy ireo ary lasany tamin’izany ny vola 1,8 hetsy ariary.

Tonga nanafika tao amin’ny tanàna ny jiolahy voalaza fa niisa telo. Lefona no nentin’izy ireo tamin’izany. Nivantana tao amina tokantrano iray izy ireo. Henon’ny tompon-trano anefa izany ka vaky nandositra ny olona. Rehefa tafiditrra ireto bandy ireto ka tsy nahatratra na iza na iza dia lasa nandeha tsy naka na inona na inona. Ohatra ny hoe ireo olona no notadiaviny. Nifindra tamin’ny toerana hafa ry zalahy ka avy hatrany, araka ny vaovao voaray hatrany, trano telo no indray nodorany. Raiki-tahotra ny olona teo anoloan’izany zavatra izany. Ireo mpandroba nandeha tany amin’ny trano iray hafa ary dia tao izy ireo no naka vola. Tsy vitan’izany fa nisy lehilahy iray notrobarany lefona. Maratra mafy tokoa ilay olona ary sy maintsy nentina tany amin’ny trano fitsaboana.

Anjakan’ny asan-jiolahy iny faritra andrefan’i Vakinankaratra iny ary mandry tsy lavo loha ny mponina. Saika isan’andro, misy hatrany ny asan-jiolahy miaro halatra omby, vaky trano ary vonoan’olona. Efa tena manao ny ezaka rehetra ny mpitandro filaminana fa toa anaovan’izy ireo fangalam-piery. Maro ireo efa vosambotra nefa dia mbola misy indray andiany hafa mipoitra mampihorohoro.

r.s.

Manjakaray : Jiolahy noraisim-potsiny teo am-pangalarana môtô-na mpitandro filaminana

0

Izany tokoa ny hoe, ela nitoratorahana ka nahavoa mason’angatra. Jiolahy isan’ny rain-dahiny amin’ny fangalaràna môtô scooter, eny amin’iny faritra Manjakaray sy Ambatomainty no voasambotry ny pôlisy avy amin’ny boriborintany faha-8, ny sabotsy hariva lasa teo. Tamin’io fotoana io, sendra nisy môtô nijanona teo amin’ny arabe. Efa tsy tratra fa efa teny am-pelatanan’ireo mpangalatra ity fitaovana ity. Ny tsy fantatr’izy ireo tamin’izay anefa dia ana mpitandro filaminana teo amin’ny manodidina ihany ity zavatra “nofondain-dry ramaka” ity. Velona ny fifanenjahana, hatrany anaty elakelan-trano isan-karazany tany, ary tsy namelan’ireo pôlisy raha tsy teo am-pelatanany ireo jiolahy. Roalahy izy ireo no nangalatra, izay nitondra tany amin’ny namany telo hafa. Dimy lahy araka izany ny fitambarany, izay tovolahy manodidina ny 24 sy 25 taona eo avokoa, raha ny fanazavàna azo, ary samy voasambotra avokoa. Naverina tamin’ny tompony kosa ilay môtô nangalarina. Marihina, araka ny nambaran’ny pôlisy hatrany, fa ny iray tamin’izy dimy lahy ireto dia isan’ireo olon-dratsy nampikaikaika ireo mponina teny amin’iny faritra manodidina iny, noho ity resaka halatra môtô ity hatrany. Efa nigadra noho izay resaka izay, kanefa dia mbola io namerina ny asa ratsiny io hatrany, rehefa avy nahita namana hiray tsikombakomba aminy. Samy notazomina tao amin’ny kaomisaria avokoa izy ireo, hanaovana fanadihadiana alohan’ny hanolorana azy amin’ny fitsaràna. Raha efa nilamindamina ity halatra môtô Scooter ity tao ho ao dia izao miverina izao indray. Inoana anefa fa taorian’ity nahazoana ny rain-dahiny ity, dia mba hilamindamina sy handry ivohon’ny vato ireo mponina eny amin’iny faritra Manjakaray sy ny manodidina iny.

m.L

Ambatovy : Le personnel à deux pas de l’enclenchement de la grève

0
Les problèmes entre la société minière Ambatovy et son personnel risquent de s’aggraver.
Les problèmes entre la société minière Ambatovy et son personnel risquent de s’aggraver.
Les problèmes entre la société minière Ambatovy et son personnel risquent de s’aggraver.

A croire à la réunion dans grand port des délégués du personnel de la société minière Ambatovy, la grève générale serait enclenchée dans les prochains jours. Les délégués du personnel et ceux syndicaux ont suivi à la lettre les démarches stipulées dans le code de travail malgache. D’ailleurs, aucune solution n’est proposée de la part du président de la société lors de la dernière rencontre avec ces derniers. Les négociations n’ont plus repris depuis. Le tout nouveau président d’Ambatovy, Tim Dobson, s’est contenté d’écouter les revendications rapportées par les représentants du personnel. Le président d’Ambatovy a buté contre les frustrations du personnel de l’usine sise à Tanandava Toamasina II. En parallèle, les représentants à l’issue de leur réunion ont nié en bloc les déclarations diffusées au niveau des stations audiovisuelles du grand port, ceci entre autres la participation des politiciens, l’unique syndicat dans la revendication, et la mise en péril de l’exploitation. Dans leur lettre en date du 8 avril, la note dépêchée à l’inspection du travail a stipulé l’échec des négociations. Les revendications se sont alourdies avec entre autres la réclamation de la signature de la convention collective, la révision du règlement intérieur, la reprise des avantages acquis, …. Notons que les avis de préavis de grève sont transmis à toutes les instances de la capitale régionale de Toamasina y compris les syndicats SVS – SEKRIMA et bien d’autres. Pourtant, ces représentans du personnel de la société minière ont soutenu la résolution pacifique de la situation au sein de l’usine. C’est dire et ils le disent que la reprise des négociations est toujours et encore possible.

Jean-Claude STEVE

Antsirabe : Feno 15 taona ny sekoly ambony tsy miankina ESSVA

0

Ny Sabotsy teo no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha 15 taona nisian’ny sekoly ambony katolika eto Antsirabe, na ny ESSVA , ka ny volana may sy jiona any ho any no mety ho  ivon’ny fankalazana.

Isan’ireo sekoly voalohany nampihatra ny  rafitra  LMD ny Sekoly ESSVA raha ny eto Vakinankaratra, ampahany amin’ireo sampam-pampianarana misy amin’ny sekoly sisa no tsy manaraka io rafitra io raha ny fanazavana nomen’i Atoa Justin Rakotomalala filohan’ny filankevim-pitananana. Tafiditra ao anatin’ny vinan’ny filoham-pirenena amin’ny resaka fanabeazana ary indrindra mitarika amin’ny lafiny fampandrosoana maharitra ny fisian’ny sekoly ESSVA, hoy ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta, ny Jly Jean Ravelonarivo tamin’ny fandraisam-pitenenany. Ankoatra ny praiminisitra moa dia tonga nanome voninahitra sy nanakatra ny fotoana ihany koa ny minisitry ny Fampianarana ambony, ny minisitry ny Fahasalamana ary ny minisitry ny Fitaterana, Famantarana ny teotr’andro , ny Fizahan-tany.

Tao anatin’izay 15 taona lasa izay, efa nahatratra 1600 ny isan’ny mpianatra navoaka tao amin’ny sekoly, ary maro ireo efa mitana toerana ambony any amin’ny orinasa, na eto an-toerana izany na any ivelany.  Firenena maro no manohana sy miara-miasa amin’ny ESSVA. Isan’izany ny firenena Suisse izay efa hatrany am-boalohany mihitsy no miasa amin’ny sekoly. Ao koa ny Allemana sy ny Amerikana ary ny maro hafa.

Hibanjina ny 15 taona ho avy indray ny sekoly ankehitriny. Hisokatra lavidavitra kokoa ny fampianarana, raha ny fahazavana hatrany. Hitombo noho izany ny sampana misy. Tsy hamoaka mpianatra tsy an’asa no tanjona fa ho mpianatra tompon’ny fampandrosoana.

Andry N.

Monika Njava : Un concert qui rock !

0
Monika-(9)
Monika en vraie diva, entourée des musiciens Joël Rabesolo, Zix et Bolo. (photo Kelly)

Vendredi soir au Café de la Gare, dans la salle du Chef Avenue, l’ambiance était très électrique. Ce dernier concert de Monika Njava a tout simplement été sublime !

Si la salle paraît intimiste, l’endroit est fortement people. Vendredi soir au Chef Avenue, l’ambiance était électrique. Ce dernier show de Monika Njava était la soirée à ne pas rater. Elle était accompagnée par le trio Joël Rabesolo à la guitare, Zix à la basse et Bolo à la batteries. Toujours glamour, jamais trop, Monika c’est d’abord un personnage. La chanteuse est proche de son public. Elle « tchin » avec certains d’entre eux, partage quelques commentaires avec d’autres, et se prend au jeu du selfie avec les fans. De quoi se sentir privilégier en partageant directement la photo sur les réseaux sociaux, histoire de faire saliver les autres. Parce que vendredi soir, aucune photo ne pouvait rendre l’impression que l’on avait dans la salle.

Impressionnant. Joël Rabesolo, Zix et Bolo ouvrent la scène, après quelques poussières de minutes de retard. La soirée était sous le signe du jazz, alors les notes que parcourent les doigts de ces deux guitaristes se chevauchent. Musique sur musique, oui quand tu nous tiens ! Puis la star fait son entrée et entonne ses premiers cris. Le répertoire voyage entre les albums de Njava, des titres de l’album « Haizina » et « Island Jazz », récemment sorti et mis en vente, d’ailleurs disponibles durant la soirée. Si les chansons défilent, et que les plus connaisseurs les reprennent en chœur, ceux qui n’y connaissent pas grand-chose avaient l’impression qu’elles se ressemblaient toutes. Et pourtant !

Rock. Plus la soirée avançait, plus l’ambiance s’engouffrait dans un style très rock. A eux trois, Zix, Joël Rabesolo et Bolo donnaient l’impression qu’il y avait un orchestre complet. Joël Rabesolo a fait honneur de son doigté, faisant des cases de la guitare des touches de piano, donnant des sons improbables, des notes impressionnantes, le tout sur fond de riff. Difficile à exprimer ! Zix, de son côté, apporte beaucoup de groove. Sa basse alourdit le son, et rend le tout encore plus rock. Bolo, plus habitué au répertoire jazz, s’est offert cette escapade au pays du lourd, du rock. Le tout était transcendant, avec un « beko » de Monika qui transportait le public dans une autre dimension. On en redemande !

Anjara Rasoanaivo