- Publicité -
lundi, novembre 16, 2026
- Publicité -
Accueil Blog Page 11029

Polim-pirenena : Fetin’ny faran’ny taona fitohanan’ny fiarakodia, henjana ny fepetra horaisina

0

Nandray fepetra henjana ny amin’ny fampihenana ny fitohanan’ny fiarakodia etsy sy eroa, ireo tompon’andraikitry ny kaomisaria rehetra eto an-drenivohitra sy ireo avy amin’ny faritra manodidina, nandritra ny fivoriam-be notanterahany omaly maraina. Fivoriana izay notarihan’ny Directeur de la Sécurité Publique, ny Contrôleur Génèral de Police Rakotondrainivonona Panöel Macaire, tao amin’ny efitrano fivoriana tao amin’ny Commissariat Central Tsaralalàna. Voaresaka tamin’izany, ny fandaminana sy fandrindrana ny fifamoivoizana  mialoha sy mandritra izao fetin’ny noely sy ny faran’ny taona izao. Araka ny vaovao voaray teny an-toerana, dia hoferana ny fivezivezen’ny kamiao mihoatra ny 15 Taonina eto andrenivohitra, manomboka amin’ny 9ora alina ka hatramin’ny 5ora maraina. Ho hentitra ihany koa ny polisy amin’ny tsy fanajana sy ny fijanonana ela amin’ny « arrêt » ho an’ireo fiara fitateram-bahoaka  taxi sy taxibe. Hamafisina ilay «  Opération Dona Miala  » ho an’ny Taxibe. Hisy ny fanasaziana ireo mpamily mafy loha tsy manara-dalàna.

Ornella A. (Stagiaire)

Tapatapany

0

# – Anosibe. Fatin-dehilahy. Fatin-dehilahy iray no hitan’ny olona  amoiron-dalana teny Anosibe, omaly vao maraina be. Olona eo amin’ny 45 taona eo ilay izy. Rehefa nahare ny vaovao ny avy ao amin’ny BMH dia tonga naka ny razana ary nanatitra izany teny amin’ny tranompaty. Tsyy fantatra marina iay antony nahafaty an’io olona io. Tsy nisy ratra hita mivantana teny amin’ny tenany.

# – Antsahabe. Fiara maromaro nifandona. Nisehoana lozam-pifamoivoizana teny Antsahabe, omaly tokony ho tamin’ny 10ora teo ho eo. Fiara tsy mataho-dalana iray no tapaka “frein” ka nandona fiara maromaro teo alohany. Vehivavy iray mpandeha tongotra no fantatra fa naratra mafy nodonin’ireo fiara. Tapaka tamin’izany ny tongony. Nentina avy hatrany teny amin’ny toeram-pitsaboana ity naratra ity. Nahitana fahasimbana avokoa ireo fiara maromaro voadona tamin’ity loza ity.

# – Sambaina. Fiara nitondra mpampianatra nodomina kamiô. Mbola lozam-pifamoivoizana ihany no nitranga tamin’iny lalam-pirenenana faha-7 iny, omaly tokony ho tamin’ny 2 ora tolakandro tany. Fiarabe “boeing” nitondra mpampianatra amina sekoly iray eto an-drenivohitra saika handeha ho any Antsirabe, no nodomina kamiôbe iray teo atsimon’i Sambaina. Saika naratra mafy avokoa ireo olona tao anatin’ilay “boeing”, raha ny fampitam-baovao azo. Ireto tena voa mafy dia efa nampakarina tany an-drenivohitra raha nalefa notsaboina any Antsirabe kosa ireo hafa. Somary nanerikerika sy nalama ny lalana omaly no sady mbola fidinana teo amin’ny toerana nisian’ny loza. Tsy fantatra mazava hatreto ny tena antony. Vinavina ny hoe mety ho nanana tsy fahatomombanana tamin’ny resaka hisatra ity kamiô ity ka avy hatrany dia nifatratra tany amin’ilay fiarabe nitondra mpampianatra.

Nangonin’i r.s / m.L

Tsarahame Edouard : Descente dans la rue en vue

0

Une nouvelle alliance est née entre Joseph Yoland et Rasolofo René d’une part et le pasteur Tsarahame Edouard et Gaby d’autre part. Les deux premiers sont des anciens membres du CST et les deux autres font partie du front des opposants. Ils ont fait une déclaration à la presse, hier après-midi, au Motel de Tanà. Le pasteur Tsarahame Edouard connu pour son franc-parler a déclaré qu’«avant la tenue de la réconciliation nationale, il faudrait d’abord procéder à la libération des détenus politiques. Et que si la situation actuelle persiste, notamment le délestage, nous allons descendre dans la rue ».

Refondation. De son côté, Joseph Yoland  persiste et signe sur l’importance de la refondation du système économique et financier. Il a rappelé, par ailleurs, que concernant ce sujet, les anciens membres du CST, notamment le comité technique ont élaboré une brochure. Cet ancien sénateur estime, en outre, que les « dirigeants devraient avoir une volonté politique ». Mais sera-t-il écouté ?

Dominique R.

Hiran’ny omaly : « Diarin’ny kintana » reprend les grands classiques de ses aînés

0

Ils ont repris le flambeau de leurs aînés  de « Kintana telo ». Gabhy et Romule ne sont plus là, mais leurs cadets du « Diarin’ny kintana »  continuent à faire vivre la flamme qui les animait sur scène. Ces jeunes chanteurs et chanteuses vont gâter les amateurs de « Hiran’ny omaly » dimanche prochain lors du déjeuner spectacle qu’ils animeront au « Art Sakafo » à Mandrosoa Ivato.  La nostalgie sera donc reine à, partir de 12h30, et ceux qui seront présents ne devraient pas bouder leur plaisir à cette occasion.

Patrice RABE

Belazao- Antsirabe : Fololahy nanafika mpivarotra, lasa ny 5 tapitrisa ariary, rangahy iray voatiftra

0

Nisehoana fanafihan-jiolahy indray tao Belazao Antsirabe, ny alin’ny alarobia  teo tokony ho tamin’ny 11 ora alina.

Nirefodrefotra ny feom-basy tao Belazao, tokantranona mpiavarotra goavana  iray tsy dia mifanalavitra loatra ny lapan’ny tànana, no notafihana bandy manodidina ny folo mirongo fiadiana mahery vaika. Teny an-tafontrano no voalaza fa nidirin’ireo jiolahy, tsy nandraoka  entana ry zalahy, fa ny vola sy firavaka no notakiany; ka vola  5 tapitrisa ariary no voalaza fa lasan’ireo malaso niampy firavaka volamena tao an-trano. Nitondra fiara tsy mataho-dàlana  sy moto Scooter iray  ireo jiolahy raha ny angom-baovao. Azo lazaina noho izany  fa fanafihana efa maty paika mihitsy ity niseho ity. Rehefa azon’ireo jiolahy izay nilainy, dia nitsoaka ry zalahy, nandritra izany kotaba izany anefa, nisy rangahy iray hafa mpiara-monina amin’ireo voatafika no nivoaka nitsirika teo an-davarangana, tsy nisy alaharo fa avy hatrany dia notifirin’ireo jiolahy, ka voa teo amin’ny sandriny sy feny. Naratra mafy tokoa io rangahy io raha ny fanazavana voaray hatrany  ary mbola manaraka fitsaboana ao amin’ny hopitaly Atsimo Antsirabe ankehitriny. Voalaza hatrany moa fa mbola nanafika tao Andraikiba indray ireo jiolahy rehefa avy nanao ny asaratsiny tao amin’ity mpivarotra ity. Tsy mbola fantatra mazava tsara kosa ny zavatra lasany tao Andraikiba. Tonga teny an-toerana moa ny zandary, saingy efa lasa ireo jiolahy. Misokatra ny fanadihadiana.

Andry N.

Tour de Mada : Etat stationnaire pour Max !

0

Les nouvelles sont plutôt bonnes pour le jeune cycliste victime d’un grave accident sur l’étape du Tour de Mada, près d’Irondro.

Selon le promoteur du Tour, Francis Ducreux, l’état de Jean Max Rakotoarinelina, est stationnaire. En clair, le pire semble être évité car en termes moins médicaux, cela signifie que le cycliste est en train de reprendre vie même s’il reste encore dans le coma dans la salle des soins intensifs de l’hôpital de Tambohobe, à Fianarantsoa.

On attend du reste le résultat d’un deuxième scanner pour voir si le caillot de sang qui s’est formé dans son crâne a totalement disparu.

A noter que ce sont les assurances qui prennent en charge les frais médicaux, mais cela n’a pas empêché les organisateurs du Tour de Mada et les membres de la Fédération Malgache de cyclisme de mettre la main à la pâte s’agissant d’une vie à sauver.

Ce serait aussi mieux si le ministère des Sports apportera sa part d’eau au moulin. Encore faut-il que ce genre de soutien bien différent des sorties internationales, rentre dans ses attributions ou tout au moins dans celles de Tafita. Attendre et voir…

Clément RABARY

Analakely : Voasambotra ilay vehivavy lehiben’ny mpanendaka sy ny namany

0

Efa manatomotra dia manatomotra ny fetin’ny faran’ny taona. Toa miharomotra ihany koa etsy andanin’izay ireo olon-dratsy, indrindra fa amin’ireo toerana tena feno olona. Mitohy hatrany ihany koa anefa ny ezak’ireo mpitandro ny filaminana, hamongorana ireo mpanao asa ratsy ireo, indrindra fa ny eny amin’ny faritra Analakely iny, mba hiantsenan’ireo mponina am-pilaminana. Porofon’izany, vehivavy iray manodidina ny 40 taona, fantatra fa isan’ny lehiben’ireo mpanendaka vehivavy eny an-toerana no voasambotry ny pôlisy avy amin’ny kaomisarian’ny boriborintany voalohany, omaly hariva. Mody mitakosona miaraka amin’ireo mpiantsena ny fomba fiadiany ary teo am-panatahana pôketrana mpiantsena mihitsy izy no hitan’ireo pôlisy. Efa mandeha avy hatrany ny fanadihadiana hahafantarana ireo namany hafa. Fa mbola omaly ihany, mpanendaka fito be izao no indray voasambotra teny Analakely sy Soarano iny. Teo am-panaovana ny asa ratsiny ny efatra no tratra ary nisy mihitsy aza no nifanenjahana hatreny amin’ny tohatohabato teny, araka ny fanazavana azo. Ireo efatra sarona ireo avy eo no nanondro ireo roa hafa mpiray tsikombakomba amin’izy ireo amin’ity asa fanendahana ity, ka nahafahana nisambotra azy ireo indray. Atolotra ny fitsarana anio ireo mpanendaka miandahy miambavy ireo. Fanambin’ny mpitandro filaminana ny mba hanaovan’ny daholobe fety am-pilaminana amin’ity faran’ny taona ity, ary porofo mivaingana izao vokatra nataon’ny pôlisy eny Analakely izao. Inoana fa hilamin-tsaina kokoa amin’izay ireo mpiantsena eny an-toerana.

m.L

FJKM Amparibe Famonjena : Konseritra hanamarihana ny 45 taonan’ny Hasin’ ny Famonjena

0

Hanatanteraka  Konseritra  lehibe ny  antoko mpihira Hasin’ny Famonjena,  ho fanokafana ny fankalazana ny faha-45 taonany  amin’ny asabotsy 20 desambra izao amin’ny 6ora sasany hariva ao amin’ny FJKM Amparibe Famonjena. Hotanterahany amin’izany  ny hiran’ireo mpamoronkira ao amin’ny fiangonana amin’ny tapany voalohan’ ny fotoana  ary hira noely ny tapany faharoa. Ho tokanana ny alahady izao ihany koa ny studio izay tsangambaton’ny 40eme anniversaire an’ny Hasin’ny Famonjena. Aza hadinoina ny fotoana ary tongava maro.

Pole Stage and Job : «Ouvert à tous les universitaires des établissements publics et privés»

0

«Dès maintenant, les étudiants peuvent apporter leur CV aux sièges du «Pole Stage and Job», ici à Ankatso et au Centre National de Télé-enseignement d’Ambatomitsangana. Même dès ce premier jour, il y a déjà eu plus de 200 offres de stage et d’emplois. Et ce nombre varie tous les jours», a confié Lolita Andriaranohera, Directeur de l’Entrepreneuriat et de la Promotion Economique auprès du ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique. Ce, à l’occasion de la cérémonie de triple inauguration d’hier, à Ankatso. «Mais il faut savoir que cette infrastructure est ouverte à tous les universitaires issus des établissements publics et privés, mais pas seulement de ceux de l’Université d’Ambohitsaina», a-t-elle souligné. A travers cette plate-forme, de nombreuses entreprises malgaches comme Telma, BOA, Assurance Aro, Ambatovy, et d’autres Ong et Associations ont déjà montré leur volonté de donner une chance aux nouveaux diplômés, de décrocher des stages ou d’être recrutés. Pour sa part, le Directeur des Ressources Humaines auprès de Telma a affirmé que plus d’une vingtaine d’offres de stage sont disponibles à l’occasion de cet événement.

Arnaud R.

Aménagement du territoire : Début d’une campagne nationale

0
Lors d’un dialogue entre l’équipe de la direction de l’Aménagement du Territoire et les parlementaires.
Lors d’un dialogue entre l’équipe de la direction de l’Aménagement du Territoire et les parlementaires.
Lors d’un dialogue entre l’équipe de la direction de l’Aménagement du Territoire et les parlementaires.

La signification de l’aménagement du territoire reste encore méconnue par la population. Des citoyens pensent que cela ne concerne que les villes et l’urbanisme. Même les parlementaires le confond avec une attribution de terrain, alors qu’il s’agit plutôt de l’organisation rationnelle du territoire et ce, d’une manière cohérente afin d’assurer un développement économique durable et harmonieux. Raison pour laquelle, le ministère d’Etat en charge des Infrastructures, de l’Equipement et de l’Aménagement du Territoire lance actuellement la campagne nationale de sensibilisation et de mobilisation sur les impacts et les enjeux de l’aménagement du territoire auprès des différents acteurs. On peut citer, entre autres, les citoyens, les autorités publiques, les parlementaires, le secteur privé, la société civile et les partenaires techniques et financiers.

Projets de lois. Cette campagne nationale a débuté avant-hier par une séance de présentation suivie d’un dialogue entre l’équipe de techniciens du ministère de tutelle dirigée par le directeur général de l’Aménagement du Territoire, Andrianasoloarimina Tiana et les députés à l’Assemblée Nationale. Ces parlementaires ont été ainsi informés sur les grandes réformes en matière d’aménagement du territoire, ainsi que les opportunités identifiées sur les douze nouveaux espaces de croissance récemment délimités.  Comme état des lieux, il a été évoqué entre autres une désorganisation spatiale en raison de l’utilisation démesurée des terrains, le développement inégalitaire des régions, la prolifération effrénée des constructions illicites, l’absence de coordination et d’harmonisation des actions entre tous les secteurs concernés. La dégradation de l’environnement urbain et l’inexistence de cadre normatif ne sont pas en reste. Pour remédier à tout cela, un projet de loi sur l’orientation de l’aménagement du territoire et un projet de loi sur le code de l’urbanisme et de l’habitat seront bientôt soumis à l’Assemblée nationale.  En fait, les députés sont appelés à prendre leurs responsabilités  pour qu’il y ait une structuration et un équipement du territoire au service du développement durable.

Navalona R.